Efa miditra amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, izay hatao etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fanazavana nomen’ireo tomponandraikitra teny an-toerana, hotontosaina ny 27 jolay ho avy izao, eny an-toerana ihany, ny lalao famaranana ho an’ny sokajy rehetra, amin’ity fifanintsanana ity. Zava-dehibe tokoa […]
Other News
Kitra – Ligin’Analamanga : Tafakatra amin’ny D2 Nasionaly ny COSPN
Niova tanana indray ny tompondakan’ny ligin’Analamanga tamin’ity taona ity. Lasan’ny COSPN, ny vola 1 tapitrisa ariary sy ny amboara tamin’izany. Voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja baolina kitra, ny ekipan’ny COSPN, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny kianja CFFA Iavoloha. Lavon’izy ireo, tamin’ny isa, 1 no ho 0, nandritra ny lalao […]
VAOVAO TAMBATRA
Ahazoana tahiry 324 000 L isan-taona, na 1,5 miliara Ar isan-taona ny fisian’ny toby mamokatra herinaratra avy amin’ny masoandro, manana tanjaka 1 MW any Ambodifotatra Sainte Marie. Miantoka ny 70% ny filana herinaratra any an-toerana ity toby vaovao ity, ka ho foana tanteraka ny delestazy. Manodidina ny 1 000 Ar ny vidin’ny […]
Rafitra ara-tsakafo: Mifandray ny famokarana sy ny harena voajanahary
Natao teto Antananarivo, ny 8 sy ny 9 jolay teo, ny dinika nasionaly mahakasika ny fampifandrifiana ny rafitra ara-tsakafo, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny famokarana maharitra. Natao izany entina hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro, satria efa miantraika amin’ny seha-pamokarana isan-tsokajiny. Anisan’ny nivoitra nandritra ny atrikasa, fa zava-dehibe ny fandraisana […]
Fiovan’ny toetr’andro: Tanjona ny famatsiam-bola 1,3 miliara dolara
Nandray anjara tamin’ny fivoriana faha-62 nataon’ireo rafitra ao anatin’ny Fifanarahana mahakasika ny fiovan’ny toetr’andro tany Bonn Alemaina, i Madagasikara. Nodinihina ny paikady entina hanalefahana sy hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro, ny famatsiam-bola ilaina, ny fatiantoka sy ny fahavoazana, ny rafitra ara-barotra, ny fahaiza-mitantana, ny fitovian’ny lahy sy ny vavy ary ny […]






