Nandrombaka ny amboaran’ny Wimbledon, taranja tenisy, tany Londres, ny alahady lasa teo, i Jannik Sinner, italianina, mpilalao tenisy. Lavon’ny tamin’ny seta 3 no ho 1, ilay espaniola, Carlos Alcaraz. Afa-bela tamin’i Alcaraz, araka izany, ity mpilalao ity. Tsiahivina fa i Alcaraz, nanakana an’i Sinner, tsy haka ny Roland Garros, tany […]
Other News
Kitra –« Mada Tour » : Hitily mpilalao manerana ny faritra ny Disciples FC
Efa nanomboka ny alahady lasa teo, tany Moramanga, ny hetsika “Mada Tour”, izay tontosain’ny Disciples FC Vakinankaratra. Tanjona amin’ity hetsika ity ny hitiliana mpilalao izay hanatevina ny ekipan’ny Disciples FC. Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny klioba, Johny Rijaniaina. Nahita lesoka tanteraka ny klioba indrindra teo amin’ny fanomanana raha ny nambarany. […]
Karate-Afrika : Hanainga ny 20 jolay izao ny Malagasy
Ao anatin’ny fanomanana tanteraka amin’izao fotoana izao, ny Malagasy mpikatroka hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Cadet, Junior ary Senior, izay hatao any Nizeria, ny 22 hatramin’ny 27 jolay izao. Ny alahady 20 jolay izao kosa no hanainga eto an-tanindrazana, ny delegasionina malagasy, araka ny nambaran’ny filohan’ny Federasionina ny […]
Tsipy kanetibe – «Masters 2025»: Nosoloina an’i Yves Cédrick i Tinakely
Hiditra amin’ny dingana faharoa ny fiadiana ny “Masters 2025”, anio talata. Vonona avokoa ireo ekipa miisa 7 hiady lohany amin’izany. Anisan’ireo hiatrika izany ny ekipa malagasy. Nanolo mpilalao anefa ny mpanazatra ka nosoloina an’i Yves Cédrick i Tianakely. Hotanterahina anio ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, eo amin’ny […]
Mozika : Fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto sy mitana andraikitra eo amin’ny fiainana
Manana lanjany betsaka eo amin’ny tontolo ny anjara asan’ny mpanakanto noho ny mozika ataony. Manabe sy mitaiza ary mampianatra kolontsaina maro samihafa ho an’ny olombelona tsirairay avy izy ireny. Nambaran’ny mpankanto, Rajery Valiha, fa manana anjara toerana eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny mozika ary fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto ihany koa. Voasokajy […]






