Herinandro vitsy sisa. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, tany Ste Marie, ny firosoan’ny fanomanana sy ny fikarakarana amin’ny handraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny Sadc, andiany faha-45. Tapaka tamin’izany fa hanomboka ny 3 hatramin’ny 18 aogositra izany fivoriana iraisam-pirenena hatao eto Antananarivo izany. Nodinihina manokana ny famindram-pitantanana sy ny fahefana amin’ny […]
Other News
Isika miara-mientana !
Mangingina ny raharaha politika amin’izao fotoana izao. Malaza ny fitetezam-paritra hataon’ny Filohan’ny Repoblika mivady sy ny delegasionina izay tarihiny. Mahoraka ny politika manakaiky vahoaka. Izay rahateo ny fanamby napetraka tamin’ny fampielezan-kevitra, mialoha ny fifidianana ho filoham-pirenena, fotoam-pitondrana faharoa “ Rajoelina”. Anisan’ny mahavelom-bolo ny any amin’ny faritra ny fomba fiasa […]
Filoha Rajoelina Andry : “Handray ny mpiasan’ny Jirama aho”
Manoloana ny fitakian’ny tambaben’ny mpiasan’ny Jirama fihaonana amin’ny filohan’ny Repoblika. Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry fa handray ny mpiasan’ny Jirama sy ireo sendika izy. «Milaza aho eto fa handray ny mpiasan’ny Jirama sy ireo sendika ary ireo olona rehetra mba hitondra izay zavatra mampiahiahy: inona no tena mety hisian’ny tsy fifankahazoana […]
Fampiofanana mpanao gazety ara-panatanjahantena: Miezaka miompana amin’ny resaka niomerika ny fifampizarana
Mivoatra ny asa fanaovan-gazety. Nisongadina tamin’ny fiofanana natao tetsy Antanimena ny firosohana ny vaovao niomerika. Tsapa sy hita izany ankehitriny, ary samy mahatsapa ny maha zava-dehibe an’ity fifampizarana ity ireo mpiofana. Hifarana anio, etsy amin’ny orinasa Ultima Media, Antanimena, ny fampiofananana mpanao gazety ara-panatanjahantena. Miisa sivy mianadahy, roa vavy sy […]
EDBM-MDE : Tohanana ny vehivavy mpandraharaha
Mpandraharaha tanora maherin’ny 600 no hahazo fiofanana amin’ny alalan’ny “masterclass” sy fianarak’asa, hanamafisana ny tetikasany. Izany no vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) sy ny Maison de l’Entrepreneuriat (MDE), izay vita sonia ny alarobia teo teny Antaninarenina. Andry iankinan’ny tetikasa ny fampiofanana ireo tanora sy […]






