Tany amin’ny fiandohan’ny taona 80 tany no tena nahazo vahana ny « revy gilita ». Nisy fotoana nihalefy, ka tiana haverina indray izay fankafizana ny gitara izay, amin’ny alalan’ny fifaninanana sy ny « Festival Tafan-gilita ». «Tonga i Ledama nibako gilita e, gilita manjabe… » Maro no mahay io hiran’ny Lôlô sy ny tariny io, […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Ao anatin’ny fanomanan-tena tanteraka ny Ankoay, any Frantsa, ho fiatrehana ny Afrobasket. Lalao ara-pirahalahiana voalohany hatrehan’izy ireo ny fifandonany amin’ny ekipa ao Frantsa, i Mil-Yon, anio zoma 11 jolay. Hifandona amin’ny Team Paris kosa ny Ankoay rahampitso sabotsy 12 jolay any Frantsa ihany. Ao amin’ ny kianja Angelo Parisi no […]
FTF Tournament 2025 : Hetsika atao hampiray an’Antananarivo
Handray endrika tsy mbola nisy hatramin’izay ny tontolon’ny baolina kitra an-dRenivohitra manomboka amin’ny 17 aogositra hatramin’ny 21 septambra ho avy izao. Nambaran’ny Team FTF, omaly, fa hiroso amin’ny andiany voalohany amin’ny “Fokontany Tournament and Fiesta” izy ireo. Hetsika goavana mikendry hampivondrona ireo fokontany amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena sy lanonana ara-kolontsaina izany. […]
Rally TMF : Mpanamory 31 hiady lohany
Hanomboka anio, ny dingana faharoa hiadiana ny ho tompondakam-pirenena amin’ny familiana fiarakodia na ny Rally TMF. Fifaninanana karakarain’ny klioba Team Mika Faniry. Mpanamory 31 hiady lohany. Anisan’ny hifampitady amin’izany, ry Mathieu Andrianjafy avy amin’ny Asacm, izay hiova fiara hoentina ka amin’ity hitondra Subaru indray ny tovolahy. Ankoatra azy, eo koa […]
Coupe Internationale de Tanà : Maherin’ny 400 ny mpikatroka handray anjara
Hotontosaina manomboka anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “Coupe Internationale de Tanà”, taranja karate. Efa tonga daholo ny vahiny nasaina ary maherin’ny 400 ny mpikatroka hifaninana. Fifaninanana iraisam-pirenena sambany ho an’ny tantaran’ny karate malagasy ity “Coupe Internationale de Tanà”, hanomboka anio 11 jolay ary haharitra hatramin’ny 13 jolay ity. […]






