Nambaran-dRakotomalala Lanto, filohan’ny Dream Team FC Mada, tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy Antaninarenina fa handray anjara amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra “Gothia Cup 2025”, ho an’ny sokajy zandriny izy ireo. Fifaninanana, hotanterahina any Suède, ny 13 – 19 jolay ho avy izao. Roa taona taorian’ny nitsanganany sambany hiatrika lalao […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Tsy ao anatin’ny lisitry ny Ankoay, miatrika ny fampivondronana hiatrehana ny Afrobasket 2025, i Jerry sy i Donovan ary i Johan. Tsy mbola fantatra mazava ny antony fa raha tsiahivina, anisan’ireo mpilalao nandritra ny fifanintsanana nahazoana ny tapakilan’ny Afrobasket i Jerry sy i Johan. Nanomboka ny alatsinainy 7 jolay lasa […]
Korontana amin’ny baolina kitra : “Ny mpikamban’ny FMF no fototry ny olana”, hoy i Tôta
Namaky bantsilana ny tsy fetezana eo amin’ny fitantanana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra amin’izao fotoana izao, Rakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club des Elites de Football Madagascar (CFEM). Misy mitsabaka andraikitra ireo mpitantana eo anivon’ny federasionina malagasy (FMF), hoy izy. Nivoaka tamin’ny fahanginany, Rakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club de Football Elite […]
Rafi-piarahamonina sy fanabeazana: Nampifandraisana ny tontolo iainana sy ny fomba fampianarana
Miezaka ny mitady vahaolana eo amin’ ny sehatry ny fanabeazana sy ny fiarovana ny tontolo iainana ireo tomponandraikitra any Toamasina. Manao hetsika maro izy ireo. Mizotra makany amin’ny mety ho loza mitatao ny firenena, manoloana ny zava-misy ankehitriny. Samy milaza ny olana ianjadiany avokoa ireo tomponandraikitra eo anivon’ny sekoly miankina […]
Kaominina Ampitatafika : Nanome sitraka ho an’ireo mpiadina sangany tamin’ny CEPE
Nisitraka loka avy amin’ny kaominina Ampitatafika ireo ankizy sangany tamin’ny fahafahana fanadinana CEPE teny an-toerana, ny 7 jolay lasa teo. Notolorana vola mitentina 1 tapitrisa Ariary avy ireo ankizy nahazo ny laharana voalohany. Mpianatra avy amin’ny sekoly Adventiste ny iray, ary avy amin’ny EPP Ankaditany Ampitatafika ny iray. Naoty 10/10 […]






