Nambaran’ny sekretera mpanatanteraka lefitra eo anivon’ny Ceni, Ravaoharinirina Hanitriniaina Liliane, omaly, fa efa misokatra izao izy ireo amin’ny soso-kevitra rehetra momba ny fifidianana. “Entaninay ireo mpisehatra rehetra eo amin’ny fifidianana: antoko politika, fiarahamonim-pirenena… mba handefa soso-kevitra aty amin’ny Ceni, mialoha ny 20 jolay izao ho fanatsarana ny fifidianana”, hoy izy. […]
Other News
Fanohanan’ny MFFT ny kaominina: Hanamora ny tolotra ho an’ny vahoaka ny “Matac”
Notanterahina afakomaly, tetsy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) Anosy, ny fanehoana ny vokatry ny asa vita teny anivon’ireo kaominina ho an’ny Matac/ Hanorina. Nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny minisitera fa mamaly ny fahavononan’ny fanjakana hanavao sy hanatsara ny fitantanana sy ny asa eny anivon’ny kaominina ny Matac/ […]
Filoha Rajoelina Andry: “Miasa ho amin’ny tena ilain’ny vahoaka isika”
Natomboka tamin’ny alalan’ny filankevitry ny minisitra ny fidinana ifotony notarihin’ny filoha Rajoelina Andry any Fianarantsoa, omaly. Hitohy anio ka hatramin’ny zoma izao amin’ny fitokanana fotodrafitrasa izany. Nambaran’ny filohan’ny Repoblika tamin’ny lahateniny nandritra ny filankevitry ny minisitra tao Beravina, fa zava-dehibe ny manatanteraka izany eny ifotony. “Mba hahafahana mahita mivantana ny […]
Fiandrianam-pirenena: Lazon’ady fiady ny fitakiana ireo Nosy malagasy manodidina
Lavitra sy ela ny lalana nodiavina amin’ny fitakian’i Madagasikara ny fiandrianam-pirenena amin’ireo Nosy malagasy manodidina. Lazon’ady fiady… Mila fahasahiana sy fijoroana hatramin’ny farany, fiaretana sy faharetana. Fintina tantara… Tamin’ny taona nisian’ny fifanaraham-piaraha-miasa vaovao teo amin’i Madagasikara sy i Frantsa, 1973, no namoahan’i Madagasikara ny fitakiana ireo Nosy malagasy manodidina: ny […]
Federasionina malagasin’ny Badminton : Nahazo fitaovana avy amin’ny rafitra iraisam-pirenena
Manana vaovao lehibe ny Federasiona malagasin’ny taranja Badminton (FMB). Araka ny fanazavana nataon’ny filohan’ny FMB, Ravalison Jean Aimé na i Môta, omaly. Nahazo fitaovana avy any amin’ny rafitra iraisam-pirenena mifehy ity taranja ity ny Malagasy. Ireo fanampiana ireo, izay hanavaozana ny taranja ka afaka lalaovina any ivelan’ny efitrano amin’izay ny […]






