A la suite des analyses et expertises effectuées, les autorités ont confirmé l’empoisonnement mortel de 20 personnes à l’occasion d’une soirée d’anniversaire à Ambohimalaza dans la nuit de samedi à dimanche. Cinq personnes font maintenant l’objet d’une enquête. L’investigation avance à grands pas. Cinq jours après les faits, la cause […]
Other News
TSELATRA
Roa lahy nahatraran’ny polisy rongony nokasaina hamidy tao Andalanampotsy, kaominina Mananara-Avaratra, ny 16 jona teo. Nahatratra 40 fatorana ny rongony sarona teny amin’ireo roa lahy ireo. Notanana vonjimaika ireto farany. Mpivady niara-namaky trano voasambotry ny polisy tao Morombe, omaly maraina. Nalain’izy roa ny fahitalavitra sy entana sarobidy tao amin’ny tokantrano […]
Nanisana : Kilan’ny afo ny lakozia an’ilay trano lehibe
Voafehin’ny ekipan’ny sampana mpamonjy voina ara-potoana ny haintrano niseho teny Nanisana, Boriborintany fahadimy, omaly atoandro. Naharay fampahafantarana ny lehiben’io sampana io, tamin’ny 11 ora sy 43 minitra, ka nahetsika avy hatrany ny mpamonjy voina ao Andravoahangy. Minitra vitsy taorian’io, nigadona teny amin’ny toerana nisian’ny firehetana izy ireo. “Ny rihana fahatelo […]
Manjakandriana : Lehilahy maty notetezin’ ny lamasinina
Potika ny vatan’ilay lehilahy notetezin’ny lamasinina tao amin’ny fokontany Manankasikely, kaominina Manjakandriana, ny alatsinainy 16 jona teo. Mifanila amin’ny lalam-pirenena ny lalamby ao amin’io toerana io. Nijanona tamin’ny sisin-dalana ny fiara an’olon-tsotra izay nitondra io lehilahy io. Nivoaka ary naka sisiny tamin’ny lalamby ity farany ary niantso an-telefaonina, tokony ho […]
Tafakatra 19 ny maty : Olona dimy voasambotra, namosaviana ireo mpilanona
Nanamafy ny governemanta fa ”famosaviana” niniana natao tamin’ny poizina mahery tao anatin’ny mofo ”donut” no niseho teny Ambohimalaza. Olona dimy voasambotra, hiakatra fampanoavana. Tafakatra 19 ireo namoy ny ainy. “Dimy ireo olona voasambotra miatrika fanadihadiana eny anivon’ny zandarimaria amin’izao fotoana izao”, hoy ny minisitra delege misahana ny Zandarimariam-pirenena, ny jeneraly […]






