Other News

Antsam-piderana : Tonga eto i Dena Mwana

Toy ny isan-taona, hisy ny « Antsam-piderana ho an’ny Firenena ». Tafiditra anatin’ny fanamarihana ny fetin’ny Fahaleovantena izy ity. Natao indrindra hangataham-pitahiana ho an’ny firenena, hizarana ireo hira ara-pilazantsara amin’ny alalan’ny fampisehoana goavambe izany. Hotontosaina ny alahady 22 jona izao ny amin’ity, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hiavaka kokoa izany, satria nanasa […]

« Fetin’ny Mozika »: Natao hampiray fo ny olombelona rehetra

Anjakan’ny ratsy ny tontolon’ny zanak’olombelona… Soa fa nisy ny mozika, iray amin’ireo mampitony izany. Mampiray, mampihavana, toy ny fiteny iraisan’izao tontolo izao. Izay ny lalan-tsaina voizina mandritra izany. 21 jona, natokana ho « Fetin’ny Mozika ». Tsy io anefa ny « Andro iraisam-pirenena na Andro maneran-tany ho an’ny mozika », fa tokony ny 1 oktobra. […]

Toekarena mihodina: Fanodinana ny fako plastika ho lasa vokatra vaovao

Hatao kaominina filamatra ny eny Tanjombato amin’ny fa­nodinana ny fako plastika ho lasa vokatra vaovao indray. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’ny kaominina, ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) ary ny orinasa Société de fabrication de l’Océan Indien (SFOI). Mifan­to­ka amin’ny fanangonana ny fako plastika ao […]

VAOVAO TAMBATRA

Hisy toby fitahirizan-drano hatsangana avy amin’ny reniranon’Ikopa sy ivontoerana fanadiovana ary famokarana rano eny Amoronankona. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Jirama Water III”, famatsiam-bola avy amin’ny Banky eoropeanina ho an’ny fampiasam-bola (BEI) sy ny fanjakana malagasy. Mandroso ny fanitarana ho lalana efatra (4 voies) ny eo amin’ny fihodinana Tsarasaotra hatreny Ivato, […]

Harena an-kibon’ny tany: Ampiasana niomerika ny fahazoan-dalana

Feno 25 taona ny Biraon’ny kadasitry ny harena an-kibon’ ny tany eto Madagasikara (BCMM). Natao nandritra ny roa andro, ny 19 sy 20 jona teo, ny fankalazana, teny amin’ny Ivonterana Mining Business Center (MBC) Ivato. Nambaran’ ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Olivier Herindrainy, fa « anisan’ny zava-baovao ny fampiasana […]