Other News

Fanaovana horonantsary mamoafady: Efa-mianaka karohin’ny polisy fatratra

Miha mitombo ny fanaovana sy fivarotana horontsary mamoafady amin’ny alalan’ny internet. Namoahan’ny polisim-pirenena fikarohana ma­hakasika izany ny olona efa-mianaka, omaly. Nahitana mpi­vady sy ny zanany roa lahy. Loham-piampangana ha­nenjehana azy ireo ny fikambanana sy firaisana tsikombakomba amin’ny famokarana sy fivarotana horonantsary mamoafady amin’ny alalan’ny internet, izay ampiasana sy ahitana zaza […]

Nahatrarana fehezan-drongony an-jatony: Notanana vonjimaika am-ponja ireo roa lahy

Niakatra fampanoavana omaly, notanana vonjimaika any am-ponja ireo roa lahy tompon’antoka tamin’ny fahatrarana rongony 147 fehezana, tao Toamasina, ny 13 jona teo. Taorian’ny asa nataon’ny polisim-pirenena hiadiana amin’ny fiparihan’ny zava-mahadomelina ao amin’ny faritra Atsina­nana, voasambotra ny lehilahy miisa roa, ny 13 jona lasa teo. Efa mpivarotra rongony ireo olona ireo […]

Moto telo nifandona : Olona roa namoy ny ainy, roa hafa naratra mafy

Nifandona tetsy Andraharo ny moto miisa telo, omaly tamin’ny 1 ora maraina. Maty tsy tra-drano, nandritra izany, ny tovolahy iray anisan’ny namily ny iray tamin’ireo kodiaran-droa. Tsy tana koa ny ain’ilay tovolahy iray izay nentina avy aoriana rehefa tonga teny amin’ny hopitaly. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy Andra­haro, ny […]

Fetim-pirenena  : Sehatra ho an’ny kanto marolafy ny etsy Mahamasina

« Podium », sehatra ho an’ny mozika no nahafantarana ny etsy amin’ny Kianja Mahamasina hatrizay, Niova kely kosa ny amin’ity. Natao ho sehatra ho an’ny kolontsaina marolafy, izay noraisin’ny Ofisim-pirenena misahana ny zavakanto sy ny kolontsaina (Ofnac) an-tanana. « Novela­rina mba homen-danja avokoa ny seha-kanto izay azo hasongadina: teatira, poezia, sokitra, hosodoko, saripika, […]