Tsy mbola mifarana eo! Nitondra fanazavana momba ny tolo-dalàna amin’ny famokarana sy famarotana toaka gasy ny filohan’ny Vaomiera misahana ny lalàna eo anivon’ny Antenimierampirenena, ny solombavambahoaka voafidy tao Farafangana, Raby Savatsarah. Nambarany fa betsaka ireo toerana sy faritra tena mamokatra azy io. Notakiny, araka izany, ny hiarovana io seha-pihariana io. […]
Other News
Alao hery àry !
Raha manao, hono, no tsy ambinina, ampisambory fa havana ory; raha miraviravy tanana, avelao hivarina amin’ny tany. Eo koa ny hoe Zanahary tsy mitahy mandry. Tsy toe-tsaina malagasy ny miandry ampiana: manao ariary zato am-pandriana. Na manantena harin-drahalahy. Na ahoana na ahoana, misy izany no mendrika ampiana: izay mihetsika, […]
Fankalazana ny fetin’ny 26 jona : Hitarika ny fananganan-tsaina ny filoha Rajoelina Andry
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy, anio, ny hetsika fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy. Homarihina amin’ny hetsika maro izany manomboka izao. Hisantarana izany ny fananganan-tsaina azon’ny rehetra atrehina etsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra. Hitarika ny lanonana amin’izany ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina […]






