Other News

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 50 ireo orinasa tena madinika sy madinika (TPME) nandray anjara tamin’ny fampiofanana nataon’ny Fikambanan’ny orinasa malagasy (FOM) sy ny Kred avy amin’ny BNI Madagascar. Lohahevitry ny hetsika ny hoe fampitomboana ny fifandraisana, an­toky ny fampandrosoana ». Hitohy isam-bolana ny hetsika ifanakalozana amin’ireo mpandraharaha hanovozany ny fahalalana rehetra mahakasika ny sehatra […]

Tetikasa Prodigy : Jerena ireo laharam-pahamehana

Fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA) amin’ny fanabeazana sy ny fahasalamam-bahoaka. Fanavaozana niomerika ny rafitry ny fitsarana. Fampivoarana amin’ny alalan’ny niomerika ny fanomezana taratasy momba ny tany, “certificat d’immatriculation” sy ny “certificat de situation juridique”. Voa­resaka ireo nandritra ny dinika momba ny fanitsiana ny drafi­trasa isan-taona voarakitra ara-bola (PTBA) 2025 an’ny […]

Tsolika : Miakatra hatrany ny vidin’ny solika fandrehitra

Toy ny isam-bolana, miovaova hatrany ny vidin-tsolika eto Madagasikara ho fampiharana ny vidiny tena izy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ho an’ny volana jona, nahitam-piakarany 10 Ar ny litatramin’ny lasantsy, miakatra hatrany koa ny vidin’ny solika fandrehitra. Niova ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo ny vidin-tsolika manerana ny Nosy. Ho an’ity […]

“Pureplay Football League” : Nihintsana ny Disciples Fc

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny Kian­jan’ny Elgeco Plus By-Pass, ny lalao ampahefa-dalana mive­rina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, « World Cola PFL », taranja baolina kitra. Nihintsana ny tompondaka farany, Disciples FC Vakinankaratra, rehefa nanao ady sahala 0 no ho 0 tamin-dry zareo miaramila Cosfa. Tsiahivina fa […]

Handball – “IHF Trophy”: Tompondaka ny Akio teo amin’ny U17

Tontosa soa aman-tsara tetsy amin’ny Kianja mitafon’ ny Ankoay Ankorondrano, ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’ny faritra faha-7, taranja handball, sokajy zandriny, zazavavy, na “IHF Tro­phy”. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy U17 ny Akio de Madagascar. Resin’ izy ireo teo amin’ny famara­nana, tamin’ny isa 29 no ho 20, i […]