Nitondra ny heviny momba ny tetikasa Base Toliara ny mpampianatra mpikaroka momba ny “Geologie appliquée au développement et à l’environnement” eny anivon’ny Oniversite, ny Dr Souleman Ibrahim Andriamandimby. “Tombony ho an’ny mpianatra ny fisokafan’ny orinasa Base Toliara. Ahafahana manao fampiharana sy fikarohana”, hoy izy. Nanteriny fa manana ny sampam-pikarohana momba […]
Other News
Mangarahara eo amin’ny fitsarana : Havadika ho niomerika ny didy fandravana
Notanterahina omaly, ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ny famadihana ho niomerika ireo didy fandravana eo anivon’ny fitsarana. Nambaran’ireo tomponandraikitra fa tafiditra amin’ny mangarahara ny firosoana any amin’ny famadihana ireo didy fakan-tahaka ” Jurisprudence” ho niomerika. Maherin’ny 1 000 ireo didy efa tafiditra ao anatin’izany tranonkala izany, efa azon’ny rehetra jerena. […]
TARATRY ny KANTO
Tontosaina eny amin’ny tokotany malalaky ny Tranombokim-pirenena Anosy ny «Tsenaben’ny boky», ny 4 ka hatramin’ny 6 jona izao. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fanazavana sy fanentanana momba ny rohim-boky. Velakevitra samihafa. Anisan’izany ny hotanterahina ny 5 jona: «Inona no antsoina hoe : mpanoratra sy poeta» ? Famoahana ny boky «Lahabolana […]
Herinandron’ny feon-kira bagasy : Hotanterahina mandritra ny volana jona
Maro ireo hetsika efa notanterahin’ny Sehatra Bagasy… Hiavaka kosa ny amin’ ity volana jona 2025 ity. Hotanterahina ny sabotsy 7 jona izao, manomboka amin’ ny 2 ora sy sasany tolakandro ka hatramin’ny 5 ora sy sasany, ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola ny «Atrikefa feon-kira bagasy». Hanasana ireo mpitendry […]
“Tana Design Week” : Hasongadina ny vita malagasy
Homen-danja ny asa famoronana. Izay no tanjona amin’ilay hetsika “Tana Design Week”, hotontosaina ny 28 jona hatramin’ny 19 jolay izao, eto Antananarivo. Hatao tanjona ny firoboroboana ara-toekarena sy ara-kolontsaina, amin’ny alalan’ny fanasongadinana ny famoronana vita malagasy, eto hatrany ivelany. Anisan’ny nivoitra nandritra ny fihaonan’ireo mpikarakara tamin’ny mpanao gazety, teny amin’ny […]






