Other News

FANTINA sy FINTINA

Notebahin’ny filoha nasionalin’ny Freedom, Rakotondrazafy Lalatiana, ireo fitsidihana sy ny he­tsika tsy nahitam-bokatra nefa nanaovana serasera. “Ny tena antony, ny votoatin’izy ireny ary ny vokatra azo tamin’izy ireny toa tsy mba hita”, hoy izy. Nambarany ho olany ny filoha voakiana manoloana ireo mpiara-miasa aminy tsy hihira sy tsy hanao tsianjery. […]

Fiaraha-miasa: Higadona eto Madagasikara ny filohan’i Slovenie

Ho avy eto amintsika, ny talata izao, ny filohan’i Slo­venie, Nataša Pirc Musar. Hihaona amin’ny filoha Ra­joelina Andry ny tenany amin’izao fitsidihana ataony izao. Anisan’ny manamarika ity filoha ity ny maha mpanao gazety sy mpisolovava azy. Filoha mitantana an’i Slovenie nanomboka ny taona 2022. Efa minisitry ny Raharaham-bahiny ny tenany, […]

Ho amin-kitsim-po

  Tena mahavariana ny fanaovana politika amin’izao fotoana. Baikoin’ny fialonana sy ny kajikajy isan-karazany ny mpiantsehatra. Tsy ny fitiavan-tanindrazana sy ny fampandrosoana intsony no mampirisika ilay fandraisana andraikitra. Loha lisitra ny fitiavam-bola sy voninahitra. Indrisy, efa izay avokoa ny ankamaroany. Mitomany ilay Madagasikara. Mipetraka ny fanontaniana amin’ny zava-misy ankehitriny: maninona […]

Fitantanana Andrimpanjakana : Voahodinkodina ny vola tao amin’ny Antenimierandoholona

Nitondra fanazavana ary namaky bantsilana ny fanodinkodinam-bola ao amin’ny Antenimierandoholona ny filohan’ ity Andrimpanjakana ity, ny Jly Ravalomanana Richard. «Tena misy io. Izaho no nangataka ny mpanao famotorana tao amin’ny Toby Ra­tsimandrava : mangataka fa­nokafana fanadihadiana». Izay ny fanazavan’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, tamin’ny mpanao gazety teny Anosy, omaly, […]