Other News

TSELATRA

Nitrangana haintrano indray teny Ambohi­manarina ampitan’ny tsena, omaly maraina. Antso vonjin’ny ankizy no nanaitra ny manodidina. Niredareda ny afo izay voalaza fa niainga avy amin’ny fifampikasohan’ny herinaratra. Tokantrano enina, monina ao anatin’ny trano telo, hotohoton’ny afo. Nifanampy tamin’ny famonoana ny afo ny mponina manodidina. Tsy nisy ny aina nafoy. Mpitondra […]

RN7: Miverina miaina anaty tebiteby ireo mpandeha

Vaky ny fitaratry ny taksiborosy iray mampitohy an’i Toliara sy Antananarivo, vokatry ny asan-dahalo teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, ny alin’ny alakamisy hifoha omaly zoma 30 mey. No­sakanan’ny andian-dahalo am-polony tamin’ny alalan’ny vato sy hazo teo amin’ny 10 km tsy hidirana ny kaominina Vohiposa, distri­kan’Ambo­himahasoa, io fiara io. “Na­hare horakoraka sady […]

Voalaza ho mpangalatra : Lehilahy matin’ny mpianatr’Ankatso II

Niharan’ny fitsaram-bahoaka teny amin’ny faritry ny trano fonenan’ny mpianatra Ankatso II ny lehilahy iray. Nikasa hangalatra sy hanao sinto-mahery izy sy ny namany efatra hafa saingy tratran’ny olona. Tavela teo amin’ny kianja fanaovana basikety teny an-toerana ny razana omaly maraim-be. Lehilahy manodidina ny 25 taona, hita faty teo amin’ny kianja […]