Hatao ny sabotsy 21 jona izao, eny Ambohijanaka, ny andiany voalohany amin’ny “Festival de Trails Madagascar”, karakarain’ny fikambanana Kolovatana. Natao ity hetsika ity mba hampivondronana sy hanentanana ny tanora sy ho fampiroboroboana ny fizahantany. Manana tombony ny tanànan’Ambohijanaka, 11 km miala an’Antananarivo, ho an’ny karazana hazakazaka an-tendrombohitra. “Tanjona ny hampiroborobo […]
Other News
Rabenaivo Alain : « Hamerina ny hasin’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena »
Manana filoha vaovao hitantana azy mandritra ny dimy taona ny fikambanana mampiray ny mpanao gazety ara-panatanjahantena, na “UJSM”. Hitondra izany ny mpanao gazety, Rabenaivo Alain. Notontosaina omaly, tetsy amin’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha teo aloha UJSM, Rasanda Serge, sy ny mpitondra vaovao ny […]
Jono antsokosoko: Naiditra am-ponja ireo srilankey
Nitotaly 17, 143 taonina ny antsantsa, fa tsy 16 taonina, rehefa tena navoaka tao anatin’ilay sambo Ruth Baba 6, tratra nanjono tsy ara-dalàna, ny 5 jona teo, tany Cap St André, Besalampy. Naiditra am-ponja vonjimaika avy hatrany ireo tantsambo teratany srilankey valo lahy. Nanatanteraka ny fitsirihana sy ny fanadihadiana ny Diredd […]
Faritra Vakinankaratra : Mametraka ny tany tan-dalàna ny prefet
Mitohy isam-bolana tahaka ny fanao ny fihaonan’ireo solontenam-panjakana miaraka amin’ny governoran’ny faritra Vakinankaratra amin’ny mpanao gazety. Anisan’izany ny notanterahina ny herinandro teo, tao Antsirabe. Nandray ireo solontenam-panjakana, toy ny Prefet, sefo distrika, lehiben’ny “Centre d’immatriculateur Antsirabe – Cim” ny eo anivon’ny faritra Vakinankaratra. Tafiditra amin’ny fihaonana fanao isam-bolana eo anivon’ny […]
Tanàna madio: Raikitra ny fifaninanana
Manomboka amin’ny tena sy ny toerana misy antsika ny fiovana. Anisan’ny foto-kevitry ny fifaninanana “Tanàna madio, maitso sy maha te-honina” iarahana amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) izany. Nirotsaka an-tsehatra nanomboka ny azy ny faritra Analamanga sy Analanjirofo. Niarahin’ireo tomponandraikitra ny hetsika ho mariky ny fandavan-tena sy […]






