Ho avy eto Madagasikara, anio, ny filohan’i Slovenie, Natasa Pirc Musar. Hanamafy ny fifanarahana ara-diplaomatika eo amin’i Madagasikara, izay tarihan’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, sy i Slovenie, no tanjona amin’ity fitsidihana ity. Nilaza ny heviny mahakasika izany ny ben’ny Tanànan’Andoharanofotsy, Rakotoarimanana Henintsoa na ny maire Tôta. “Manana filoha mijery ny […]
Other News
Diplaomasia : Nampahafantatra ny « plats classiques » i Turquie
Toy ny fanao nanomboka ny taona 2022, nankalazaina ny 23 mey teo, teny amin’ny masoivoho tiorka Ivandry, ny Andron’ny sakafo tiorka. Niavaka tanteraka ny hetsika tamin’ity taona ity noho izy nifantoka tamin’ireo sakafo fahita andavanandro sy eny rehetra eny na « plats classiques ». « Sakafo ara-pahasalamana sy feno otrika hery isan-karazany ary […]
Tontolo iainana : Hatao nosy tsy misy plastika i Sainte Marie
Nosokafana tany amin’ny Nosy Boraha, na Sainte Marie, omaly hatramin’ny 4 jona izao, ny fankalazana tamin’ny fomba ofisialy, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Tontolo iainana (JME). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Tontolo iainana (Medd), Max Andonirina Fontaine, ny solombavambahoaka Imbiki Herilaza ary ny tomponandraikitra maro. Lohahevitra ny hoe : « […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy mitsaha-mitotongana ny vola malagasy. Tafakatra hatrany amin’ny 5 170,68 Ar ny sandan’ny euro eo amin’ny tsena fifanakalozam-bola. Porofo izany fa tafalatsaka ambany ny toekarena sy ny famokarana eto amin’ny firenena. Midangana ny vidim-piainana, miaina anaty fahantrana ny ankamaroan’ny Malagasy, miankindoha betsaka amin’ny fanafaram-bokatra ihany koa isika. Diso fanantenana tamin’ny […]
“SIAE andiany faha-4”: Hampifandray ireo mpandraharaha maneran-tany
Ambohi-pihaonan’ireo mpandraharaha, Malagasy sy vahiny, ny ranty iraisam-pirenena momba ny mpisehatra ara-toekarena «Salon internationnal des acteurs économiques» (SIAE) andiany fahefatra atao eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 4 ka hatramin’ny 7 jona izao. Kendrena manokana ny hampifandray ireo firenena avy any ivelany sy ny Nosy malagasy hijerena ireo soa fanararaotra […]






