Le Conseil des ministres a convoqué le parlement en session ordinaire à partir du 6 mai, qui va durer 60 jours. La première pour cette année, après la prise des fonctions des nouveaux députés élus. Quelques textes ont déjà été déposés à Tsimbazaza. Cependant, celui relatif à la Loi de […]
Other News
Grand Tanà – Remblais illicites : le gouvernement serre la vis
Malgré les mesures prises par la CUA et le ministère de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire (MDAT), les remblais illicites se poursuivent encore dans la Capitale, avec l’aide d’un réseau bien organisé. Mais le gouvernement ne fléchit pas en adoptant un nouveau décret. Depuis le début de l’année, […]
TSELATRA
Notoloran’ny orinasa tsy miankina iray fanomezana ny akany fitaizana zaza kambotin’ny polisim-pirenena ao Ambatolampy, omaly. Kidoro, lamba mafana firakotra sy ondana no azon’izy ireo tamin’izany. Tazonina atao andrimaso eny anivon’ny polisim-pirenena ilay sinoa nitondra fiara nahafaty olona efatra teny By-Pass, ny alarobia 30 avrily teo. Nandositra io sinoa io tamin’ny […]
Lohan’olona efa simba hita tany Manampisoa : Lehilahy ahina ho nisy namono tany Antohobe
Lohan’olona iray no hitan’ ny mpandalo nisy nanary tany amin’ny fokontany Manampisoa, kaominina Ambano, distrikan’Antsirabe II, ny alarobia tamin’ny 4 ora tolakandro teo. Efa tsy nisy nahafantarana azy intsony ho lohan’iza io satria efa tsy nisy nofo sy tsy nisy volo intsony. Tombanana ho efa ho iray volana mahery ny […]
Tsimbazaza Andohamandry : Lehilahy tratra nangalatra Kaontera
Tratra teo am-pangalarana Kaontera an’ny Jirama tao an-tokantranon’olona, tetsy Tsimbazaza Andohamandry, ny lehilahy iray, omaly tamin’ny 1 ora tolakandro. Nangina ny tanàna, niditra antsokosoko tao an-tokantranon’olona ity olon-dratsy ity. Nihevitra fa tsy hisy olona tao an-trano ka tsy nisalasala izy niditra. Tsikaritry ny renim-pianakaviana iray tao an-trano anefa ny nidirany […]






