Other News

Fihaonana faharoan’ny mpitantana : Hiresaka ny teknolojia ao anatin’ny fitantanana

Tsy afa-misaraka eo amin’ny tontolon’ny asa ny nomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra hampandrosoana ny fandraharahana sy ny fitantanana. Maro ny tombontsoa entiny, misy koa ireo voka-dratsin’ny fikirakirana ny teknolojia. Hampahafantatra ireo tombontsoa sy ny fiantraikan’ny fampiasana ny teknolojia eo amin’ny sehatry ny fandraharahana sy ny fitantanana ny Dr Fabrice […]

TARATRY ny KANTO

« Hikalo ny kanton’i Bessa & Lôla ». Araka ny fanazavana nomen’i Faniry Raelison, iray amin’ireo ha­natanteraka ity seho etsy amin’ny CCEsca Antanimena ny tolakandron’ny 11 mey ity : « 40 eo ho eo ny hira ho hirainay. Ao ireo hira nahafantarana an’i Bessa sy Lôla. Ao ihany koa ireo hira noforoniny ihany koa […]

Tadidy vava: Mila fanarenana lehibe ny tontolon’ny kabary

Miroborobo fatratra ny fampianarana kabary. Ankizy dia efa hita mikabary… Samy maneho fivelarana ireo raha atao indray mijery. Ary raha hidirana lalindalina kokoa, inona ny zavatra hita ? Efa tsara raha ny lanonana rehetra hatrehin’ny Malagasy no hitadiavany mpikabary. Mahavelom-bolo, satria, endrika maneho ny fiverenana amin’ny an’ny tena. Manambara fa ho […]

“Festival Tsika Jiaby”: Tanjona ny hampiakatra avo ny lentan’ny mozika malagasy

Hetsika iraisam-pirenena, karakaraina Malagasy, ho an’ny mozika Malagasy. Izay no antom-pisian’ny “Festival Tsika Jiaby”. Hiditra amin’ny andiany voalohany ny eto Madagasikara, raha toa ka efa andiany faharoa kosa ny any Frantsa. “Tsika Jiaby”. Mahalaza ilay fiombonana, fiaraha-mientana, fihavanana maha iray ihany ny Ma­lagasy. Ao anatin’izay lalan-tsaina izay. Tanjona ihany koa […]