Tsy ampy ny fikarohana manodidina ny fahantrana eto Madagasikara. Mikaondoha ny manampahaizana, ny mpanapa-kevitra, tomponandraikitra isan-tsokajiny, hikarohana vahaolana mahomby. Natao teto Antananarivo, ny atrikasa lehibe, entina hikarohana vahaolana maharitra iadiana amin’ny fahantrana eto Madagasikara. Manatanteraka azy ny Fandaharanasa Antontam-baovao sy Porofo Hanafoanana ny Fahantrana (DEEP), miara-miasa amin’ny tetikasa Arake, midika […]
Other News
Tsy nahazaka onjam-piainana: Namoy ny ainy tampoka i Rado
Namoy ny ainy tampoka ny alatsinainy hariva teo, etsy amin’ny kianja fanaovam-baolina Analankinina Hopitalibe i Rado, raim-pianakaviana 43 taona. Manambady ary namela kamboty roa mianadahy izy. Raha ny angom-baovao, mpiasa teo anivona orinasa tsy miankina iray eto an-drenivohitr’ i Toamasina izy teo aloha, saingy efa ho dimy taona izay naaton’ […]
Tetikasa Produir – MFFT : Fianakaviana miisa 84 nisitraka trano
Notanterahina ny 26 avrily teo ny antsapaka entina mizara ny tranon’ireo fianakaviana miisa 84 hisitraka ireo toeram-ponenana vaovao. Tafiditra amin’ny tetikasa Produir eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) izany. Notontosaina tamin’ny fomba mangarahara ary natrehan’ny vaditany sy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra, indrindra ireo tokantrano miisa 84 ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Tafiditra anatin’ny « Top 30 » maneran-tany, ny Malagasy mpikatroka ny taranja Judo, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, sokajy latsaky ny 70 kg. Niakatra ity filaharana ity satria tany amin’ny faha-40 izy teo aloha. Noho ny vokatra tsara azony farany teo, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, tany Côte d’Ivoire no nahazoany izao […]
Fonjamby – Tompondakan’i Afrika : Namiratra ireo taninketsa niatrika ny fifaninanana
Tafaverina eto an-tanindrazana, ny alatsinainy hariva teo, ny delegasionina malagasy avy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika seniors tany Maorisy, taranja fibatana fonjamby. Toy ny efa nahafantarana azy hatramin’izay, namiratra indray ireo atleta malagasy tamin’izany, izay nandrombaka medaly 9 be izao. Mbola voatazona ny toerana misy antsika, hoy ny mpanazatra […]






