Au lendemain d’une ultime apparition au balcon de la basilique Saint-Pierre, le Pape François est décédé hier lundi de Pâques dans sa résidence la Casa Santa Marta à l’âge de 88 ans, selon le Vatican. Au cours de ses 12 années de pontificat, il a été premier dans plusieurs domaines, […]
Other News
DIAMANGA CAPOEIRA
Volana mey : Hizara traikefa marolafy i Fidimalala
… Tsy ela fa vao andro vitsy. Nanamarika ny faha-97 taonany i Fidimalala. Mpanakanto anisan’ny zokiny indrindra eto Madagasikara sy any ivelany. Hizara ny traikefa maro ananany izy. Hiavaka tanteraka ny hetsika Sehatra Bagasy amin’io volana mey io. Ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola no hitondrana sy hizaran’i Fidimalala […]
TARATRY ny KANTO
Feno 20 taona ny lanonam-panokafana ny fitokanana ny sampana Havatsa-Upem Frantsa. Homarihina amina hetsika lehibe io vanim-potoana io, ny 26 avrily izao, ao amin’ny Espace André-Magné, 18 bis, rue du 14 juillet 94 270 Le Kremlin-Bicétre. Hisy ny «Antsan’i Frantsa» ravahina hira. Ny «Antsa nanavàtsa», faha-18 taona namafazan’i Hajaina ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-6, eo anelanelan’Ambondromamy hatrany Ambanja. Anisan’ny asa atao ny any amin’ireo toerana tena ratsy lalana, toy ny any Tsarahasina, Anjiamangirana ary Marovantaza. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa PCMCI-CERC, vatsian’ny Banky iraisampirenena vola ny fanatanterahana azy. Tanjona ny hanatsarana ny fifamoivoizana sy fitandroana ny filaminan’ny mpampiasa lalana. […]






