Other News

Na sarotra aza ny lalana : Manohy ny diany ny tarika Honoré Soukouss

Taona 1998, nikirakira sy nandalina mozika Rakotonja­nahary Honoré, mitondra ny solonarana “Honoré Sou­kouss”. Mamoron-kira, mihira, mitendry zavamaneno ary mandrindra azy ireo. Nipoitra avy ao amina fianakaviana mpihiragasy izy. Anisany nanampy betsaka azy amin’ny fampiakarana hatrany ny lentan’ny mozika lalaoviny ihany koa ny naha mpikambana azy teo anivona antoko mpihira. Mirona […]

Misaona ny kanto malagasy: Nodimandry i Jojo (Ny omaly) sy i Jaqui (Feon’Ala)

Vaovao ratsy ho an’ny tontolon’ny zavakanto, indrindra ny mozika. Samy nodimandry omaly, i Jojo, mpitendry vata maroafitsoka sy piano, sy i Jaqui, mpihiran’ny tarika Feon’Ala voalohany indrindra. «Lasa moramora i Papa… », hoy ny fa­nambaran’i Poopy, omaly maraina, tao ami’ny pejiny « Facebook ». Nodi­man­dry ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy, […]

FANTINA sy FINTINA

Hamboarina ny lalana rehetra eto Antanana­rivo, araka ny nambaran’ny governoran’ny faritra Ana­lamanga, Rasoamaromaka Hery, teny Ambohi­dahy, omaly. “Efa nampanantenaina ny vahoakan’Antanana­rivo izany fa somary hafainganina kokoa ny fanamboarana azy. Ezahina vitaina ny lalana rehetra”, hoy izy. Niaraka niombom-bavaka tamin’ireo Mala­gasy any Paris ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, tamin’ny alahadin’ny […]

Fitsarana Tampony: Laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly

“Rehefa apetraka amin’ny toerany ny lehiben’ny fitsarana iray dia tsy maintsy manolotra vina vitsivitsy. Ny ady amin’ny kolikoly no voalohany indrindra amin’izany, izay fanambin’ ny fitondrana ankehitriny ary imasoan’ny minisitry ny Fi­tsa­rana”. Io ny nambaran’ny tonia mpampanoa lalàna ambony amin’ny fitsarana Tampony, Andriamahavory Christian Paul, tamin’ny lanonam-pitsarana manetriketrika teny amin’ […]

Rano …masina

  Nanao ranolava tato ho ato ny olona maty an-drano na ireo niniana novonoina ka navarina an-drano. Loza toy ny loza rehetra ireny raha atao fijerin’olon-tsotra. Mampieritreritra kosa anefa raha amin’ny lafiny finoana sy ara-panahy. Ny rano rahateo no fototry ny aina, saingy ny rano indray ity, ankehitriny, no maningotra […]