Other News

Employabilité: Ambatovy investit dans l’avenir des jeunes de Moramanga

Ambatovy renforce l’employabilité des jeunes vivant autour de son site minier à Moramanga, à travers plusieurs formations professionnelles ciblées. Dans cette optique, trois filières ont récemment bénéficié du soutien de l’entreprise : la conduite d’engins lourds, la coupe et couture et la menuiserie. Ces engagements s’inscrivent dans la stratégie globale […]

Tsipy kanetibe – « Masters 2025 »: Nasain’ny federasionina iraisam-pirenena manokana i Zigle sy i Tiana ary i Donald

Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny « Masters 2025 », hotanterahina any France afaka telo volana ry Zigle sy Tiana ary Donald. Noho ny nandrombahan-dry zalahy ny laharana faharoa nandritra ny « Mondial 2024 », ny anton’izany. Tsy hiaraka amin’izy telo mirahalahy i Racl fa hitondra ekipa manokana. Noho ny vokatra […]

Disciples FC : Nanokatra botika ho an’ny mpankafy azy

Nampahafantarina ny zoma teo, tetsy Ankadindratombo, ny fisokafan’ny botika Disciples FC Store. Tranom-pivarotana akanjo sy fitaovana baolina kitra, izay nataon’ny Disciples FC Vakinankaratra ho an’ireo rehetra mankafy azy ireo sy ny mpitia ny taranja baolina kitra. Tanjona amin’izany ny hidirana amin’ny sehatra matihanina, ny hampivelarana sy ny hampandrosoana ny klioba, […]