Other News

Sabotsy Namehana : Ankizy mirahalahy niara-maty an-drano

Niara-namoy ny ainy, ankizilahy roa izay 11 taona sy 12 taona tao Sabotsy Namehana, ny sabotsy 12 avrily teo. Zanak’olona mpirahavavy iray tampo izy ireo. Vatana mangatsika an’ireo ankizilahy roa sisa no nalain’ny mpiara-monina azy ireo tao anaty dobo, tao amin’ny fokontany Amorondria, kaominina Sabo­tsy Namehana, distrikan’Ava­radrano, afakomaly. Niara-nilalao izy […]

Riziculture sur les hautes terres: le pari réussi du Cirad et du Fofifa

Depuis plus de trois décennies, le Centre de coopération internationale en recherche agronomique pour le développement (Cirad) et le Centre national de la recherche appliquée au développement rural (Fofifa), développent des variétés de riz pluvial adaptées aux conditions climatiques des hautes terres de Madagascar. Et leur travail a porté ses […]