Tontosa tany Antsirabe, ny faran’ny herinandro teo, ny fitiliana ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, hiatrika ny “tournoi estival”, any France. Omaly no namoaka ny lisitra ny Federation sport boule malagasy (FSBM). Manana ekipa roa i Madagasikara, amin’izany fifaninanana izany. Mbola voatazona ao anaty ekipam-pirenena i Baloty sy i Lova […]
Other News
Kick boxing-Afrika : 18 ny handrafitra ny delegasionina malagasy
Atleta 14 sy staff teknika 4 no mandrafitra ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hatao any Kameronina. Ao anatin’ny fanomanana farany ireo Malagasy mpikatroka amin’izao. Hanainga ny sabotsy 20 jona izao ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hotanterahina […]
Resin’i Suède 5 no ho 1 i Tunisie : Noroahina i Lamouchi, mpanazatra
Mandalo zava-tsarotra ny Les Aigles du Carthage, Tunisie, amin’izao fotoana. Faharesena mihoa-pampana ny andro voalohany niatrehany ny «Mondial 2026». Vokany, noroahina tsy hanohy intsony ny fifaninanana i Sabri Lamouchi, mpanazatra. Vara-datsaka ny azo ilazana ny eo anivon’ny Les Aigles du Carthage, Tunisie. Ratsy fanombohana izy ireo eo amin’ity «Mondial 2026», […]
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra sahady ny vidin’entana eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fetin’ny asaramanitra izao. Lasa 850 Ar ny vidin’ny atody raha toa ka mbola 700 Ar izany teo aloha. Mananika ny 9 800 Ar ihany koa ny vidin’ny menaka eny amin’ireo mpamongady, raha toa ka efa mahatratra 10 000 Ar izany […]
Tohodranon’i Soanala : Niakatra avo roa heny ny voka-bary
Manondraka velaran-tany 2 026 ha ny tohodrano vaovao any amin’ny kaominina Soanala, faritra Anôsy. Nahavitana izany ny tetikasa Mionjo, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena ara-bola, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA). Afaka mamboly indroa, isan-taona, ny tantsaha any an-toerana, ankehitriny. Mahatratra 4 800 ny tantsaha misitraka ity fotodrafitrasa ity. […]






