Mizara telo ny antony mahapotika ny lalana godirao eto Toamasina. Voalohany, be loatra ny orana ka miangona matetika ny rano, sady tsentsina ny lakandrano. Faharoa, simba ny lalana vokatry ny fandoran’ny olona ny kodiarana eny amin’ny arabe. Fahatelo, ny fiantraikan’ny rivodoza Gezani farany teo. Manoloana ireo, nilaza ny ben’ny Tanànan’i […]
Other News
Alliance pour la vanille de Madagascar : Manokana 40% ny tetibolany hividianana lavanila
Hividianana lavanila voakarakara ny 40% ny volan’ny Alliance pour la vanille de Madagascar (AVM). Tapaka izany nandritra ny fivoriana voalohan’ny filankevi-pitantanana tany Antalaha sy Sambava, omaly. Fanapahan-kevitra natao hitrohana ireo tahirim-bokatra be loatra ka mampitotongana ny vidin’ny lavanila ny vahaolana napetraka. Natao izany hanarenana ity seha-pihariana sy miantoka fidiram-bolan’ny mpamokatra […]
FANTINA sy FINTINA
Hivoaka amin’ity herinandro ity ny tetiandro amin’ny fikaonandoham-pirenena, raha tsy misy ny fiovana. Hitarika izany ny eo anivon’ny FFKM ary efa eo am-panomanana izany ireo tomponandraikitra rehetra, raha ny loharanom-baovao. Hanombohana izany ny fakan-kevitra momba ny fanatsarana ny fifidianana sy ny fanovana ireo rafitra tsy nahomby. Nitondra am-bavaka ireo zanany […]
Fanavaozana lisi-pifidianana : Raikitra ny fanendrena mpanisa mpifidy
Manohy ny asany ny Ceni; eny, na misy aza, ohatra, ny antoko politika na fiarahamonina sivily mitaky hatrany ny handravana azy aloha. Tsy fantatra raha ho voatana amin’ny fikaonandoham-pirenena, amin’ny fikarakarana fifidianana ihany io rafitra io, na hiverina amin’ny minisiteran’ny Atitany izany. Amin’izao, an-dalana amin’ny fanavaozana manontolo ny lisitry ny […]
Mivarina an-davaka !
Zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny fahatanjahana ara-diplaomatika amin’izao fotoana izao. Mahita rirany tsara mihitsy ilay Nosy malalantsika amin’ny tandrefana sy ny tatsinanana, ary ireo elanelam-panahy efa mafy toto toy ny Brics. Tsy misy firenen-dehibe na iray aza, sahy manilika an’i Madagasikara intsony, amin’ny lafin’ny rehetra. Ny mifanohitra amin’izay aza […]






