Other News

Wednesday Morning Group : nizara “serviette hygiénique” azo sasana

Nizara “serviette hygiénique” azo sasana ho an’ny mpianatra teny an­ivon’ny CEG Ambohima­na­rina ny Wednesday Morning Group (WMG), omaly. Nisi­tra­ka izany ireo mpianatra zatovo­vavy 450 eo anivon’ny kilasy 5ème, 4ème ary 3ème eny an-toerana. Mbola mahamenatra ny maheno fa tonga fotoana ny zatovovavy. “Mila ampianarina ny zatovolahy sy ny zatovovavy fa […]

SOMBIM-BAOVAO

Mikarakara fifaninanana basikety, natokana ho an’ny mpianatra eny anivon’ny Lycée “All step”, ny ligin’Analamanga. Mbola tsy fantatra ny daty hanao­vana izany saingy efa misokatra ny fandraisana ireo Lycée vonona hifaninana. Hatao ny 26 marsa ho avy izao ny fivoriambe arahina fifidianana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja karaté. Ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena […]

Karate : Raikitra ny “Samy Jao” andiany faha-18

Raikitra indray ny fifaninanana « Samy Jao » “Challenge du Boeny”, taranja karate, tanterahina isan-taona. Fifanina­nana eo ambany fiahian’ny federasion’ny karate-do mala­gasy. Ny 30 sy 31 marsa izao no hanatontosana izany, ao amin’ny Complexe Sportif Am­pisikina, Mahajanga. Hisy ny fiofanana hatokana ho an’ny mpanazatra sy mpitsara ny 29 marsa, mialoha […]

Beach soccer sy Futsal: hisy fifaninanam-pirenena hifantenana ny Barea

Hofohazina eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) indray ny kaomisiona beach soccer sy ny futsal, rehefa tsy nihetsika nandritra ny taona vitsy. Anisan’ireo homena se­hatra amin’ny fifaninanam-pirenena ny taranja beach soccer sy ny futsal, eto Madagasikara. Io no nambaran’i Pontiac Theopahn, filohan’ny komisiona, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, […]