Niakatra fampanoavana, omaly, notanana vonjimaika any am-ponja, ny lehilahy iray nahatraran’ny polisy vola sandoka tao Mananjary. Mody nividy entana teo amin’ny mpivarotra ao an-toerana io lehilahy io. Vola sandoka avokoa no nampiasainy. Tsy taitra ny mpivarotra saingy niantso avy hatrany ny mpitandro filaminana hisambotra io olona nikasa hisoloky tamin’ny vola […]
Other News
Teo an-tokotanim-pasana: Lehilahy hita faty tapa-tanana tetsy Ivandry
Hita faty tao an-tokotanim-pasana, tao anaty kirihitra, ny lehilahy iray, tetsy anelanelan’Alarobia sy Ivandry, boriborintany fahadimy, omaly maraina. Tsy hita nanomboka ny alakamisy 30 avrily teo izy. Tapaka ny tanany havia ary efa simba ny ilan-tanana havanan’ny lehilahy iray hita faty tao anaty kirihitra, tetsy anelanelan’ Alarobia Amboniloha sy Ivandry, […]
Can U17 2026: le Maroc défend son titre à domicile
Le coup d’envoi de la Coupe d’Afrique des Nations U17 2026 sera donné le 13 mai au Stade Prince Moulay El Hassan de Rabat. Et qui mieux que le pays organisateur et champion en titre pour ouvrir le bal. Les Lionceaux de l’Atlas, qui reçoivent pour la deuxième fois consécutive […]
Gymnastique Rythmique: Top 7 Rakotonirina Tiara, tany Afrika Atsimo
Niatrika voalohany ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Gymnastique Rythmique, ny atleta malagasy, Rakotonirina Tiara, ny faran’ny herinandro teo. Fifaninanana izay notontosaina tany Afrika Atsimo. Tsara ny vokatra ho azy satria na vao sambany aza izy no nifaninana teo amin’ny sehatra afrikanina dia efa tafiditra sahady ao anatin’ny Top 7. […]
Dia Dia Maloya : Hivondronana Malagasy sy Renioney mpanakanto
Takalon-kanto lasa tarika. Tetikasa niofo ho fampisehoana. Ireo tia mozika vaovao no efa dodona hahita sy handre ny fampisehoana hataon’ny Dia Dia Maloya, ny alarobia 13 mey izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny IFM Analakely. Takalon-kanto satria misy fanambarana talenta avy amina Malagasy sy Renioney mpanakanto ao. Samy […]






