Other News

25 taona an-tsehatra : Etsy Antaninarenina ry Tempo Gaigy

Niezaka nanatontosa ny endri-tseho rehetra, araka ny fi­làn’ny mpankafy ry Tempo Gaigy. Taorian’ny fampisehoana goavana ankalamanjana, ny «cabaret» amin’ny alina, hiroso amin’ny seho anaty efitrano indray izy ireo, anio. Manome fotoana ireo mpankafy etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina ry Faniry sy ny tariny, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. «Tena fampisehoana […]

FANTINA sy FINTINA

« Efa vonona ny hampihatra ny famosirana ny mpitsara”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana. Nohitsiny fa efa maro ireo zaza tsy manan-tsiny lasibatra noho ny fanolanana. Ao ireo mitondra takaitra mandra-pahafaty, ao ireo niteraka zaza tsy niriana na maty. Mitaky ny hamerenena ny handinihina ny lalàna momba […]

Razanamahasoa Christine : nihaona tamin’i Emmanuel Macron

Anisan’ireo vehivavy filohan’ny Antenimiera niakatra ny Lapan’i Elysée, any Frantsa, afakomaly, ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine. Nifampiresaka fohy tamin’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron, ity lehiben’ny Andrim­panjakana ity tamin’izany. Anisan’ireo mandray anjara amin’ny fihaonamben’ny vehivavy filohan’ny Antenimiera maneran-tany na ny “Sommet mondial des Présidentes d’Assemblée des cinq continents” any Paris, ny […]

Vita izay ny fety !

Naresak’olona ny tanàna, omaly ! Hita fa tompon’ny fanentanana mihitsy ny vehivavy tamin’ny toerana rehetra nisy kivorivory sy namoriana azy ireo. Nahoraka ny fankalazana ny andron’ny 8 marsa manerana ny Nosy. Samy nanao izay ho afany, hatrany amin’ny fokotany faran’izay madinika indrindra. Niavaka ny vakodrazana sy ny fanamiana nitovy. Nahafatifaty izaitsizy […]