Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny efitranokely, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Muay Thai, ho an’ny taona 2025. Mpikatroka 120 no tonga namaly ny antso avy amin’ny ligin’i Vakinankaratra, Mahanoro, Atsinanana ary Analamanga. Nambaran’ny filohan’ ny Federasionina malagasin’ny Muay Thai, Rakotoalizao Hainatiana Gervais, […]
Other News
Futsal – Can 2025 : Hiady ny laharana faha-5 ny Barea Ladies
Hotanterahina anio, any Maroc, ny ady laharana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Futsal. Tsy tafita tany amin’ny dingan’ny manasa-dalana ny Barea Ladies. Ny fiadiana ny laharana fahadimy sisa no handrandrain’izy ireo amin’ity. Araka ny fikarohana natao, i Egypte no hifanandrina amin’ny ekipam-pirenena malagasy. Tsiahivina fa nihazona ny laharana […]
Tenisy – «Circuit U10 U12 U14 »: Hanazarana ireo ankizy amin’ny fifaninanana
Nioty vokatra ny ekipa teknika eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny tenisy, tarihin-dRazanamasy Lala, nandritra ny fikarakarana ny “circuit” ho an’ireo kilongalahy sy vavy U10 sy U12 ary U14. Niakatra ny lentan’ireo ankizy mifaninana izay mitombo isa hatrany. Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ankatso ny “circuit” taranja tenisy ho […]
VAOVAO TAMBATRA
Vaky ny fantson-drano iray manana habe 60 sm eny Mandroseza I, nahatonga ny fahatapahan-drano tamin’ny toerana maro teto an-dRenivohitra, nanomboka omaly maraina. Maharitra adiny 8 ora ny asa fanamboarana. Anisan’ny voakasiky ny tsy fisian’ny rano ny eny Ambohijatovo, Faravohitra, Ambatonakanga, Antaninarenina,…, Antaninandro, Behoririka, …, Manjakaray, Amboditsiry, Tsiadana, Mahamasina, Fort Voyron, […]
Atsimo Andrefana: Hampiroborobo ny fizahantany ny orinasa Base
Nanome ny jery todika mahakasika ny tontolon’ny fizahantany, ny filohan’ny Filankevi-pitantanana ny (PCA) ny Ofisim-paritry ny Fizahantany Toliara (ORTU), Ranaivoson Odilon. Nambarany, fa « olana ny halaviran-toerana. Tsy misy intsony ny zotra ana habakabaka iraisam-pirenena aty Toliara, nanomboka ny 31 marsa 2024. Mihapotika ny lalam-pirenena RN7 ». Miezaka mafy hanarenana ireo ny […]






