Other News

TSELATRA

Nodimandry ny alatsinainy teo ny Jly Andriam­bao Ramisa Nantenaina. Nivoaka tamin’ny andiany faha-19 tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe izy. Manam­boninahitra nitana andraikitra ambony teo anivon’ny Foloalindahy Malagasy. Efa kaomandin’ny fari-piarovana sy filaminana tao Tsiribihina izy. Iray andro monja taorian’ ny nahalasany anefa, nodimandry koa ny vady andefimandriny ny talata teo. […]

Mahavoky – Mahajanga : lehilahy iray tratra nitondra basy PA

Saron’ny polisin’ny UIR miasa ao Mahajanga tao amin’ny fokontany Mahavoky Atsimo afakomaly ny lehilahy iray niaraka tamin’ny fitao­vam-piadiana mahery vaika. Nahazo loharanom-baovao mialoha ny polisy fa misy olona hafahafa fihetsika eo akaikin’ny trano fisotroana iray eny Mahavoky Atsimo. Niroso tamin’ny fitsirihana ny toerana misy ity lehilahy ity ny polisy ka […]

Ambohimahitsy : jiolahy tratra teo am-pamakiana trano

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny PPA Manante­nasoa Avaradrano teny Mahatazana Ambohimahitsy, afakomaly ny jiolahy iray avy namaky trano. Nanao ny asa fitsiri­hana toy ny mahazatra ny polisy avy ao amin’ny PPA Manan­tenasoa afakomaly alina. Nahatsikaritra lehilahy iray somary kaodikaody miaraka amin’ny karazan’entana samihafa ireo polisy. Nanatona azy avy hatrany […]

Olana sosialy : nitroatra ny mponina !

Nandoro kodiarana sy nibahan-dalana ny mponina teny Andohatapenaka, omaly. Nanimba ny biraon’ny kaominina ny mpitarika posy tao Manakara. Olana sosialy no anton’izany. Nanao hetsika fanairana ny mponina tao Ando­hatapenaka, omaly. Antony, voalazan’ny mponina fa lasan’ny vahiny ny tany misy ny trano fonenan’izy ireo. Sady nidina an-dalambe no nandoro kodiarana izy […]