Other News

Randriamiandrisoa Nicolas : 32 taona niangaliana ny taranja Taekwondo

Mpikatroka eo amin’ny taranja Taekwondo, teratany malagasy, milaravinahitra any Frantsa, Randriamian­drisoa Nicolas, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe Nicolas Ragonz. Ankoatra ny maha mpikatroka azy, mpampiofana eo amin’ny taranja Taekwondo any ivelany, nanomboka ny taona 2009 ny tenany. Handeha ho fantarina ny momba azy. Randriamiandrisoa Nicolas no tena anarany ary […]

TARATRY ny KANTO

Anisan’ny hampiavaka ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy amin’ity taona 2025 ity ny fandraisan’anjaran’ny sekoly. « Hitombo izy ireo satria nahavita nitety sekoly maro izahay », hoy ny nambaran-dry zareo avy ao amin’ny fikambanana Maiha. Namba­ran’ny filohany tamin’izany fa zava-dehibe ny fampahafantarana ny taranaka ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao malagasy. Nametraka ny […]

Tantara amin’ny onjam-peo : Miofana ireo mpikamban’ny Bira Ti’art

Mitohy hatrany ny fiofa­nan’ireo mpilalao tantara amin’ ny onjam-peo mivondrona amin’ny Bira Ti’Art, ao Antsi­rabe. Nambaran’ny mpitarika azy ireo fa ilaina ny fanama­fisana hatrany ny fahaiza-manao efa ananana sy ny fifampizarana traikefa amin’ ireo mpilalao tantara avy aty Antananarivo. Ireo sangany amin’ny filalaovana tantara rahateo no tonga tany An­tsirabe. « Misy […]

AFT sy IFM : Mitohy ny « Volan’ny teatra »

Volana marsa, « Volan’ny teatra ». Mitohy hatrany ny hetsika sy ireo seho isan-karazany mifandraika amin’io vanim-potoana io. Ho an’ny eto an-dRenivohitra, toerana roa no ahitana izany. Ny etsy amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Anda­vamamba sy ny Institut Français de Madagascar, Analakely (IFM). Anisan’ny hetsika hotanterahina ny 15 marsa izao, ao amin’ny […]

25 taona nihirana: Hanolotra ny « Seho tena matihanina » i Lôla

Anisan’ireo mpihira manana sanganasa maro manamarika vanim-potoana sy tranga maro i Lôla. Tao anatin’ny 25 taona no nampahafantariny izany. Tsy ho lalovam-potsiny io vanim-potoana io. «Raikitra io e » ! Tena raikitra tokoa fa ny tolakandron’ny ala­hady 30 marsa izao, hanomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy Antsahamanitra, no hiaka-tsehatra anatin’ny « Seho […]