Samy nandefa solontena nankalaza ny 8 marsa niaraka amin’ny vehivavy Tim Analamanga ireo avy amin’ny distrika manodidina, ny sabotsy teo. Nomarihina tamin’ny alalan’ny diabe, niainga teny amin’ny foiben’ny antoko teny Bel Air izany ary nihazo ny teny amin’ny Magro Behoririka. Nisy ny fizaham-pahasalamana maimaimpoana tamin’izany. Hentitra sy nahitsy ny lahatenin’ny […]
Other News
Depiote Randrianasolo Jean Nicolas : “Aleo mifampiresaka fa tsy hidina an-dalambe”
“Tsy laharam-pahamehana intsony ny hoe fitakiana na filazan-javatra dia hitaona ny olona hidina an-dalambe. Ny olana : izay manana fahefana tsy mihaino ny olona manakiana azy amin’ny ataony sy izay tsy tsapan-dry zareo”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tamin’ny anaran’ny antoko GJMP tany Betroka, Faritra Anosy, Randrianasolo […]
Ady tsy vita
Mirongatra ny fanendahana, fanakanan-dalana, tsatok’antsy… Tsy fandriampahalemana. Fahantrana no antony? Na tsy fisian’asa, disadisam-piarahamonina malia sy mora tohina… Eo koa ny fahaverezan’ny soatoavina? Misy tsy manana inona hajaina na atahorana intsony. Tsy misy, ohatra, izay tahotra an’Andriamanitra, tahotra tsiny sy tody, ny tsy fiheverana sy fitsinjovana ny hafa… Efa […]
Filoha Rajoelina Andry: « Hanokanam-bola betsaka ny vehivavy »
Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry tany Mahajanga, ny sabotsy teo, tamin’ny andron’ny 8 marsa ny hanohanan’ny fitondram-panjakana ny vehivavy. Nohamafisiny tamin’izany fa ho eo anilan’ny vehivavy mandrakariva ny filoham-pirenena. Natsidiny fa hiezaka ny hitady vahaolana sy hanampy azy ireo hatrany mba hahaleo sy hahazaka tena amin’ny sehatra maro. « Efa nanokanan’ny fitondram-panjakana […]
TSELATRA
Mahakasika ny raharaha vaky trano tetsy Ambodiafontsy ny 28 febroary lasa teo, nalefa eny amin’ny fonjan’ny Tsiafahy ireo lehilahy enina voarohirohy taorian’ny fampanoavana azy ireo tetsy amin’ny fitsarana Anosy, ny zoma alina lasa teo. Raharaha famonoana ny ben’ny Tanànan’i Mangataboahangy, ny 21 febroary lasa teo. Olona 18 nahiditra am-ponja vonjimaika, […]







