Other News

TARATRY ny KANTO

Faribolana Sandratra. Ho avy hisoron’afo ny avy lavitra. Ho tonga eto an-dRenivohitra ireo mpikambana avy ao amin’ity faribolan’ny mpanoratra ity ka hanolotra antsa tononkalo nampitondraina ny lohateny « Soron’afo ». Hotanterahina ny 16 mey izao, manomboka amin’ny 3 ora hariva, ao amin’ny Cercle Ger­mano-malagasy/GZ Analakely izany. Tsy hisy ny vidim-pidirana na ho […]

Sarimihetsika: Ho any Bénin i Kuro Mi

Anisan’ireo mpamokatra sarimihetsika voaantso handray anjara amin’ny « Courts Circuits 2026 » i Edmée Rakoton­janahary na i Kuro Mi. Hatao any Grand-Popo, Bénin, ny 15 hatramin’ny 29 jona izao izy ity. Fikotrehana fanoratana sarimihetsika, iarahan’ireo mpanatontosa sarimihetsika afrikanina miisa 6 no tena hatao mandritra izany. Tafakatra 150 mahery ireo mpanatontosa sarimihetsika nandefa […]

Tantara fihaino : Omena lanja ny fanoratana

Iray amin’ireo fototra lehibe mampijoro ny tantara fihaino (tantara an’onjampeo, tantara fandefa amin’ny Radio) ny fanoratana azy ireny. Tsy mora sady saro-pady. Hisy ny atrikasa hoenti-manatsara azy ity atsy ho atsy. Nanaraka ny firoboroboan’ny fitsanganana na fiorenan’ny Radio ny fitomboan’isan’ireo tia sy liana ary mihaino sy manaraka ny tantara alefa […]

VAOVAO TAMBATRA

Niampy 23 ny mpiara-miombon’antoka manohana ny Tsenabe ho an’ny Fizahantany ITM sy ny Asa tanana IHM 2026. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’izy ireo sy ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany ONTM. Fanindroany ity fiaraha-miombon’antoka ity, satria efa nisy hafa tamin’ny voalohany. Tsiahivina fa hatao ny 11 hatramin’ny 14 jona 2026 […]