Other News

Airtel Africa: Iankinan’ny toekarena ny fifandraisan-davitra

Natao tany Kinshasa RDC, ny 5 mey teo, ny atrikasa lehibe ho an’ny fifandraisan-davitra, andiany voalohany. Nanao antso avo ho an’ny governemanta aty afrika i Daddy Mukadi, talen’ny Fitsipi-dalàna ao amin’ny Airtel Africa, sady filohan’ny asam-baomieran’ny GSMA Afrika. Tsy mijanona ho seha-pihariana manohana fotsiny ny fifandraisan-davitra fa efa tena sehatra […]

AGOA: Antoky ny tsenan’ny lamba avy eto amintsika

Manome asa sy mampidi-bola betsaka eto amin’ny firenena ny sehatry ny lamba. Tokony harovana sy ho marin-toerana haingana izany, mialoha ny vanim-potoana hametrahan’ny mpividy baiko, ny volana jolay. Nivoitra izany nandritra ny dinika stratejika natao tetsy Anosy momba ny “African Growth and Opportunity Act “( Agoa). Fifanakalozana niarahana tamin’ireo mpisehatra […]

Vondrona eoropeanina : Tetibola 5 000 miliara Ar ham­pan­drosoana an’i Madagasikara

Mitentina hatrany amin’ny 1 milliard d’euros ny tetibola natokan’ny Vondrona eoropeanina (UE) hanohanana ireo tetikasa efa mandeha sy mbola hotanterahina eto Madagasikara. Fampiasam-bola hifantoka manokana amin’ny sehatra laharam-pahamehana toy ny Pacte Vert, ny tanora ary ny angovo azo havaozina. “Tanjona ny hanohana ny fampandrosoana ny firenena”, hoy ny masoivo­hon’­ny UE […]

FANTINA sy FINTINA

Efa nisy ny taratasy fangatahana fanesorana ny zo tsy azo anenjehana « Immunité parlementaire » ny depiote Raholdina Naivo, araka ny nambaran’ny minisitra Fanirisoa Ernaivo. « Efa nalefa eny Tsimba­zaza izany, mialoha ny nisamborana azy, saingy mety tsy voarain’ny filohan’ ny Antenimiera izany noho izy mbola tsy teto an-toerana », hoy izy. Nandray ny […]

Tetiandro vonjimaika: Hatao amin’ny oktobra 2027 ny fifidianana

Misoko mangina. Efa ao anatin’ny faminavinana ireo tetiandro samihafa ho amin’ny fifidianana ny eo anivon’ny Ceni, amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny filohan’ity rafitra mpikarakara fifidianana ity ny momba ireo dingana samihafa hirosoana. « Tokony hotanterahina amin’ny volana jona na jolay 2027 ny fifidianana ny Lalàm­panorenan’ny Repoblika fahadimy. Hatao ny volana oktobra amin’io […]