Tsy mbola mandray lalao iraisam-pirenena ny Kianja Barea Mahamasina, amin’ity volana marsa ity. Miandry ny fanambarana ofisialy avy amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra anefa izany. Tapitra hatreho ny tebiteby mahakasika ny kianja Barea Mahamasina. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra, FMF, omaly, hatao any Maroc avokoa ny lalaon’ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Ilaina ny fanovana toe-tsaina ho an’ ireo mpanao politika mitady fomba hanaratsiana mpitondra fanjakana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard. “Tsy mendrika homena fahefahana ireo mpanaratsy sy tsy mahay mankasitraka ny mpitondra. Toe-tsaina tokony hialana ny fifanenjehana”, hoy izy. Nampakarina ho 50% ny fisotroan-dronono raisin’ireo mpiady tia […]
Fihaonana tamin’ny Antenimierandoholona: Mitaky ny hiarovana ny ainy ireo ben’ny Tanàna
Anisan’ny nisongadina tamin’ny fihaonan’ny fikambanan’ny ben’ny Tanàna tamin’ny filohan’ny Antenimierandoholona ny hijerena manokana ireto mpitantana eny ifotony ireto. Maromaro ny fangatahan’izy ireo. Anisan’izany ny fanampiana tokony ho azo avy amin’ny fanjakana foibe. Ny momba ny tambin-karama raisin’ireo ben’ny Tanàna ary ny fiarovana ny ain’izy ireo eo am-panatanterahana ny asany. “Maniry […]
Mpamosavy malemy
Mampalahelo ilay toe-tsaina malagasy. Mivadika tanteraka ny fomba fiaina. Zary fahafinaretana faobe ny mahita ny fahavoazana mianjady amin’ilay taninjanaka sy ny mpitondra ao aminy. Nahita taratra izany indray, omaly, ny fiparitahan’ny vaovao tamin’ny tambajotran-tserasera momba ny Kianja Barea Mahamasina. Mbola tsy afaka mandray lalao i Mahamasina. Mahavariana fa ireo […]
Fivorian’ny COI hatao eto Madagasikara : Manomana ny fahatongavan’ny filoha frantsay ny MAE
Efa miroso tsikelikely ny fanomanana sy ny fikarakarana ny fihaonana an-tampon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI) ka handraisana ireo filoham-panjakana maromaro eto amintsika. Araka izany, niompana amin’ny hitsidihan’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron eto Madagasikara ny fifampiresahana an-telefaonina teo amin’ny minisitra Rasata Rafaravavitafika sy ny minisitra misahana an’i Eoropa sy ny Raharaham-bahiny […]






