Other News

Fototra maha firenena: Nopotehin’ny politika ny teny malagasy

Iray amin’ireo fototra ijoroan’ny firenena, ny teny. Misy ny itambaran’ny mpiara-monina voafaritra anaty toerana iray. Ao koa ny iraisana ao anatin’ny firenena iray. Ireo roa ireo, samy singa mirakitra ny soatoavina avokoa. Ho an’ny teny mala­gasy, tsy afa-nivelatra izy io noho ny tontolo politika. … Taona 1975, tsikaritra ho tafiditra […]

VAOVAO TAMBATRA

Mampahafantatra ny Sampandraharahan’ny ladoany fa misy ny tranga fisolokiana ataon’ny olona sasany. Misoloky mitondra ny anaran’ny Fadintse­ranana izy ireny any amin’ny tambajotra sosialy, milaza fa mikarakara lavanty fiara, ary mangataka 1 tapitrisa Ar. Tsy tompon’antoka amin’izany ny ladoany, ary tsy misy izany sara-pisoratana anarana izany. Anatin’ny fanadihadiana tanteraka mahakasika ireo […]

Tontolo iainana maitso: Antoky ny toekarena manga maharitra

Mifampiankina ny tontolo an-tanety sy ny tontolo an-dranomasina noho izy ireo samy marefo manoloana ny fiovao­van’ny toetr’andro. Miantoka ny toekerana manga ny ala sy ny rano satria manampy amin’ny fihariana sy ny fanjonoana. Antony nahatonga ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga namboly hazo teny amin’ny kaominina Bongatsara, distrika atsimondrano, […]

Fihaonamben’ireo vehivavy mpandraharaha : Hojerena ny fihariana maharitra sy matanjaka

Ambohipihaonan’ireo vehivavy mpandraharaha maneran-tany i Madagasikara, mandritra ny fihaonamben’ny « Comité mondial des femmes chefs d’entreprises mondiales » (FCEM). Hifanakalo hevitra ho an’ny fampandrosoana ny fandraharahana sy ny toekarena ireo mpisehatra samihafa Hotanterahina eny amin’ny Novotel Alarobia, ny 28 ka hatramin’ny 30 avrily, ny fihaonamben’ny « Co­mité mondial des femmes chefs d’entreprises mondiales » […]