Nankasitrahin’ny avy amin’ny Pnud, amin’ny alalan’ny solontena maharitra, Edward A. Christow, ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Fitsarana amin’ny ady amin’ny kolikoly. Nivoitra izany tamin’ny fihaonany tamin’ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, omaly. Niompanan’ny dinika koa ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Miisa 12 ireo kaominina hamerenana ny fifidianana ben’ny Tanàna, […]
Other News
Fisarihana ny mpampiasa vola : Hanampy ny EDBM ny MFFT
Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny “Economic Development Board of Madagascar – EDBM”, Randriamandranto Joel. Nivoitra tamin’ny fihaonana teo amin’ny roa tonta ny hanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny fisintonana ireo mpampiasa vola vahiny sy ny hanamorana ny hahatongavan’izy ireo eto […]
Mandroso milamina
Mahazo vahana tato ho ato ny hala-boty etsy sy eroa. Amin’ny faritra sasany tonga amin’ny vaky trano, fandratrana na famonoana olona… Tsy fandriampahalemana tsy mahafa-bela. Nahoana loatra? Mby ao an-tsaina ho azy amin’izany ny hoe fahasahiranana, ny fidangan’ny vidim-piainana… Fiteny mandrakariva ny hoe tsy misy fampandrosoana ho vanona, raha […]
Filohan’ny vaomieran’ny Vondrona afrikanina: Manohana ny kandidàn’i Madagasikara ny Sadc
Hotanterahina rahampitso, ao Addis Abeba, ny fifidianana ny ho filohan’ny Vondrona afrikanina (UA). Resy lahatra amin’ny firotsahan’ny kandidà, malagasy, Randriamandrato Richard ireo firenena afrikanina. Anisan’ny efa nanao fanambarana fanohanana sy resy lahatra amin’ny firotsahan-kofidin-dRandriamandrato Richard ireo firenena miisa 16 mivondrona eo anivon’ny Sadc, amin’izao fifidianana ny ho filohan’ny vaomieran’ny UA […]
TSELATRA
Nitombo isa ireo vehivavy polisy ao amin’ny Brigade féminine de proximité na BFP any Morondava. Hanampy ireo polisy efa an-daharana sy hanamafy ny fandaminana eo amin’ny fifamoivoizana, indrindra amin’ny lafiny fisorohana herisetra eo amin’ny ankizy sy ny vehivavy ary ny fanararaotana ara-nofo izy ireo. Hitondra ainga sy hery vao ho […]






