Na fantatra izao aza ny anarany. Tsy mitovy tamin’ilay hita fahiny intsony ny amin’izao fotoana. Vanim-potoana roa tsy ela akory, kanefa, mitondra fiovana lehibe eo amin’ny tontolon’ny dihy malagasy. Tsy nahitana vehivavy mihodina, ohatra, ny dihy « afindrafindrao » tany amin’ny taona 1985. Ankehitriny, ahodin’ny lehilahy miankavanana ny vehivavy. Raha mametraka fihetsika […]
Other News
“Rdj Mozika”: Ny hira no mifaninana fa tsy ny mpanakanto
Sokajina mozika 26 no nalahatra amin’ity “RDJ Mozika 2024” ity. Ireo izay heverina fa mendrika nandeha tao amin’ny RDJ nandritra ny taona no mifaninana. Ho fantatra ny alahady izao ny valiny. 22 taona nisiana ny Radio des Jeunes na RDJ. Miditra amin’ny andiany faha-21 kosa ny “RDJ Mozika”. Natao hanasongadinana […]
FANTINA sy FINTINA
Niantso ireo mpanolotsaina ny ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ramanantsoa Harilala, mba hikatsaka ny tombontsoa iombonana amin’izao fivorian’ny filankevitra monisipaly izao, ny alatsinainy teo, tetsy Analakely. Hotanterahina mandritra ity herinandro ity izany fivoriana izany. Tokony ho lohalaharana amin’ny ady amin’ny kolikoly ny fitsarana, araka ny nambaran’ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis tamin’ny fananganan-tsaina teny […]
Fidinana ifotony teny Avaradrano: Haverina ny fitokisan’ny vahoaka ny Fananantany
Nidina ifotony teny amin’ny Biraon’ny fananantany sy ny fandrefesan-tany “Cirdoma” eny Avaradrano, ny delegasiona avy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), omaly. Nihaona sy nifampidinika tamin’ireo lehibe sy tomponandraikitra isan-tokony eo anivon’ny Cirdoma izy ireo ka nitarika izany ny Tale jeneralin’ny Sampandraharahan’ny fananantany sy ny fandrefesan-tany. Niatrika […]
Rivo-pahasoavana
Iza no tsy faly vao milatsaka ny orana ankehitriny? Velombelona na ny an-drenivohitra na ny any ambanivolo. Tsy toy ny taloha nampiferinaina fa zara aza misy milatsaka. Tena fanomezana sy fahasoavana mihoapampana mihitsy izany. Tsy misy mivaky loha izay lakandrano tsentsina na fako mitsikafona any. Tena hoe zara aza […]






