Other News

Filohan’ny Vaomieran’ny Vondrona afrikanina : Anisan’ireo mpifidy ny filoha Rajoelina Andry

Hotanterahina, anio, ao Addis Abeba, ny fifidianana ny ho filohan’ny vaomieran’ny Vondrona afrikanina (UA). Miisa telo ireo kandidà hofidina ka anisan’ireo mpifidy amin’izany ny filoha Rajoelina Andry. Miisa telo ireo kandidà hifaninana ho filoha ka anisan’izany ny minisitra teo aloha, Randriaman­drato Richard. Efa nahazo ny fanohanana sy fankatoavan’ny firenena eo […]

TARATRY ny KANTO

“Amour’Rire” 3, etsy amin’ny CCEsca Anta­nimena. Rahampitso alahady 16 febroary ilay fotoana nomen’ireo mpanao hatsikana: i Francis Turbo, Honorat, Riri sy Aldini, Rajao ary i Raytra Belawick. Samy hanao ny azy, fa maro koa ny iarahana ao. Hatsikana amin’ny endriny rehetra mihitsy, ahitana ny fisehatra tranainy, ny stand up, ny […]

Hira fanevan’ny RNS : Nahazo voalohany ny Gasy Band

“Ambohipihaonan’ny Ma­la­ga­sy, Malagasy miketrika aty an-dafy…”. Izay ny fiandohan’ny hira vaovaon’ny Gasy Band. Io hira io no nahazo ny voalohany, ka hatao hira fanevan’ny fankalazana ny faha-50 taona nisian’ny “Rencontre nationale sportive” na ny RNS. Nifaninana nandritra izany koa ry Baomba Gasy, Lalah ary Bana, saingy ity an’ny Gasy Band […]

Kianja Masoandro : Handray seho haisorakanto

“Ikaloy fitiavana ny tenindrazantsika”. Io ny lohatenin’ny seho haisorakanto, izay hotontosaina ao amin’ny Kianja Ma­soandro Anatirova, manomboka amin’ny 10 ora sy sasany. Hifarimbona hanatanteraka izany i Rima sy Tsiahy Andriani­na, mpanoratra sy poeta, samy manana ny hanitra ho azy. “Fifanorohana tsy nahy, iarahako amin’i Tsiahy Andrianina”, hoy ny famaritan’i Rima […]

Fifankatiavan’olon-droa : Nanaraka ny lamina voajanahary ny Malagasy

Eo amin’ny tontolon’ny fitiavana, samy manana ny fombany ny tsirairay. Ny isam-pianakaviana… Nahitana taratra fiombonana kosa teo amin’ny fifankatiavan’olon-droa (lahy sy vavy, zanaka sy ray aman-dreny, zoky sy zandry…), ho an’ny Malagasy. Singa iray anisan’ny na­namafy orina ny fiainam-piarahamonina nisy teto Madagasikara ny fifankatiavana. Tsy niandrasana vanim-potoana tahaka ny « Fetin’ny […]