Other News

Fanararaotana ara-nofo : Zazavavy telo taona maty niharan’ny fanolanana

Mirongatra izaitsizy ny tranga fanolanana. Zaza vao telo taona niharan’ny fanararaotana ara-nofo. Karohina ny nahavanon-doza. Namoy ny ainy vokatry ny fanolanana nahazo azy ny zazavavy kely iray 3 taona, omaly tamin’ny 6 ora maraina. Nahazo antso mahakasika izany avy amin’ny lehiben’ny CSB II tany an-toerana ny tobim-paritry ny zandarimaria Mahambo, […]