Hanana tanjaka 500MW ilay tobim-pamokarana herinaratra lehibe azo avy amin’ny herin’ny masoandro hapetraka eny Tsarasaotra. Hanampy amin’ ny famokarana herinaratra efa misy ao amin’ny tambazotra iraisan’Antananarivo (RIA) izy. Hovitaina mialoha ny aogositra 2025 ny fotodrafitra lehibe ka nijery ny toerana hametrahana izany ireo tomponandraikitra. Hamboarina ny lalana fandehanan’ny fiaramanidina ao […]
Other News
Fampandrosoana: Maro ny indostria mitsangana ao Diana
Antoka lehibe hampandrosoana an’i Madagasikara ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fanovana ara-toekarena. Nitsidika ny orinasa Star, nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra (JIR) andiany faha-10 tany Antsiranana, ny herinandro teo, ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC), Ralambofiringa David, sy ny minisitry ny […]
Jery todika
Fanaovana jery todika na tombana ny famaranan-taona toy izao: aiza ho aiza na inona avy no vita, inona no mbola hatao na tsy maintsy atrehina… ? Na ahoana na ahoana, ny tsy vita hatrany no betsaka no ho izay vita na natomboka. Lanja miakatra ny fiainana. Tsy vitan’izany, be […]
Seranam-piaramanidina Ivato : Volamena 53,73 kg saika haondrana antsokosoko sarona
Saika haondrana tamin’ny alalan’ny taratasy hosoka ireo volamena 53,73 kilao tratra teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny alatsinainy teo. Taratasy tsy tena izy no nampiasaina saika hitondrana izany any ivelany ka noraisim-potsiny ilay nikasa hamoaka ireo volamena. Mpiasam-panjakana iray avy ao amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny no voalaza fa tompon’ antoka tamin’ny fanomezan-dalana […]
TSELATRA
Notanana eny Tsiafahy, afakomaly, ny lehilahy nanolana ny zanany vavy 16 taona tao Sabotsy Namehana. Nanamparany ny filan-dratsiny io zanany naterany io ary norahonany tsy hiteny tamin’ny manodidina momba ny fanararaotana ara-nofo nahazo azy. Lelavola 40 tapitrisa Ar lasan’ny jiolahy roa lahy nitam-piadana, tao Ambolomadinika, ny alatsinainy 23 desambra teo. […]






