Other News

Kelivaho Betroka: Vehivavy naratra mafy notifirin’ny dahalo

Tsy vitan’ny mangalatra omby fa manafika toeram-pivarotana ny dahalo amin’iny tapany atsimo iny. Niharan’ny fanafihan-dahalo nirongo fi­taovam-piadiana mahery vai­ka ny renim-pianakaviana iray mpivarotra, monina ao amin’ny fokontany Kelivaho distrikan’i Betroka, ny 24 desambra 2024 vao maraimbe. Araka ny tatitra voaray avy amina loharanom-baovao iray ao an-toerana, efa niandry teny ivelan’ […]

Voadonan’ny taksiborosy : Mpandeha an-tongotra maty

Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray 55 taona voafaokan’ny taksiborosy, tao Ambodiamontana fokontany Marosoka, kaominina ambanivohitra Analavory RN 43 Pk 005+ 700, ny 23 desambra 2024 tolakandro teo. Taksiborosy marika mazda, mizotra ho any Ampefy no nandona ity raim-pianakaviana ity. Niampita tampoka tamin’ny arabe izy ka tsy afa-niala intsony ilay […]