Nanao fanambarana tetsy Antaninarenina ireo vondrona politika, mpanohana ny fitondrana. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa tsy ny filohan’ny Repoblika ihany no tompon’andraikitra eto. Eo ireo olom-boafidy sy olom-boatendry tokony hanao tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja aminy, araka ny fanambarana. “Iombonana hevitra ny tokony hanoloana ireo tomponandraikitra mitavozavoza sy vato misakana, ka […]
Other News
Ravalitera Jacques Michaël: “Mila mifampiresaka ny samy raiamandreny”
“Mila henoin’ny zanaka ny raiamandreny. Na raiamandreny ara-pitondrana io, na ara-drazana, na ara-pivavahana. Nefa tokony hihaino ny zanaka koa izy ireo. Ilaina izay fifampiresahana izay, raha tiantsika ny hampivoatra ny tontolo”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpanolotsaina eo anivon’ny birao maharitry ny Ceni, Ravalitera Jacques Michaël, teny Alarobia, omaly, manoloana ny […]
Governora Faritra Diana: “Ilaina ny fahamarinan-toerana politika”
“Tombony ho antsika Malagasy ny fananantsika firenena milamina, indrindra ny fahamarinan-toerana politika”, hoy ny governoran’ny Faritra Diana, Rakotomanga Taciano, tany Antsiranana, omaly, momba ny toe-draharaham-pirenena. Harena sy rehareha izay filaminana sy fahamarinan-toerana izay. Ao anatin’ny vanim-potoana iantsoana ny mpamatsy vola sy ireo mpiara-miombon’antoka maro ary ny mpandraharaha hampiasa ny volany […]
Razanatoandro Solofoniaina: “Aleo handray ny andraikiny ny mpitondra fa aza korontanina”
Tsy hita be ihany ny antoko amin’ny tontolo politika amin’izao? Mampahazo vahana ny mahaleo tena na tsy miankina… Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny AKFM, eo anivon’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar), Razanatoandro Solofoniaina. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Nahoana ny antoko no tsy miantsehatra firy intsony amin’ny […]
Taratry ny kanto
Hivoaka tsy ho ela ny hira misy ny fampiaraham-peon’i Noely Sakelidalana sy ny tarika Ny Fanilo. « Ny Tadim-pitiavany » no lohatenin’izany hira izany. Hira ara-pilazantsara Ba Gasy milamindamina izy ity. Efa eo ampanatanterahina ity tetikasa ity ny roa tonta amin’izao. Hisy ny horonantsary mirakitra ny tononkira mialoha ny amoahana ny horonantsary ofisialy. […]






