Other News

TSELATRA

Lehilahy nanolan-jaza tsy ampy taona nalefa eny Tsiafahy ary lehilahy iray hafa mpanolana olona mitovy fananahana aminy notanana eny Anjanamasina, ny 20 desambra teo. Niara-voasambotry ny zandary tao Ambohimangakely izy roa lahy. Zazalahy 4 taona nampiharan’ny iray ny filan-dratsiny. Tratra io nahavanon-doza io ka nitoroka ny namany izay voalaza fa […]

Hita tao anaty lavaka : Mpivady mpangalatra taolam-paty tratra

Voasambotry ny zandary tao Antsahananamirongo, vakim-paritra Ankaramy anivo, fokontany Antsahampano, kaominina ambanivohitra No­sibe, distrikan’i Vohémar, ny sa­botsy teo, ireo mpivady mpanao trafikana taolam-paty. Nahazo fampitam-baovao mialoha ny zandary momba ny fisiana taolam-paty hita ao anaty lavaka. Tsy fantatra izay tompon’antoka tamin’io halatra taolam-paty io. Tonga hain­gana teny an-toerana ny zandary […]

Soamanandrariny: Mpangalatra moto voasambotra

Fisolokiana hafa koa! Lasan’ny olon-dratsy ny moto marika Kymco G5 teny Mandrosoa Ivato, ny 20 desambra teo. Nitondra moto scooter jog 90, mody nanakan-dalana io olon-dratsy io. Nan­dalo ny mpitondra ilay kymco ka nosakanany. Nampiresa­hin’io mpisoloky io, nilaza ho misedra olana izy. Napetrany tamin’ ny sisin-dalana, araka izany, ny moto […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanainga ny sabotsy teo, teny Ivato, hihazo ny nosy rahavavy Seychelles, i Elisco, Malagasy mpilalao baolina kitra. Araka ny fikarohana natao, hifindra ao amin’ny klioban’ny Light Star ny tenany. Tsiahivina fa efa nandalo klioba maro teto an-toerana ny lehilahy, anisan’izany ny Elgeco Plus, ny Jet Kintana sy ny Five FC […]

Tanàna soa Academy : Hamolavola ankizy ho mpanao baolina matihanina

Anisan’ny ivontoerana ha­molavolana ankizy ho lasa mpilalao baolina kitra matihanina, ny Tanàna Soa Aca­demy. Nanomboka ny zoma lasa teo ary nifarana omaly alatsinainy, kilongalahy kely 10 sy 11 tao­na, miisa 32 avy amin’ny lafivalon’ny Nosy no voatsonga ha­naovana ny fitiliana farany ka ho beazina ao. Nambaran-dRakotomalala Mamie, filohan’ny Tanàna Soa […]