Other News

Jaofera Christiane : Top 10 amin’ny “meneuses” eto Afrika

Araka ny vaovao voaray sy mahoraka eny anivon’ny tambajotran-tserasera, fantatra ireo vehivavy mpilalao afrikanina 10 voalohany “meneuses”, nanamarika iny taona 2024 iny. Nisongadina i Madagasikara satria anisan’ny tafiditra ao anatin’izany ny Malagasy mpilalao, Jaofera Minaoharisoa Christiane, izay tafapetraka eo amin’ny laharana fahadimy. Jaofera Christiane izay tena nisongadina tokoa nandritra iny […]

Taona 2025: Hianoka baolina kitra i Afrika, hisy fifaninanana miisa enina

Hiavaka ho an’ny kaontinanta afrikanina ity taona 2025 ity, raha eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena no resahina. Hianoka tanteraka ao anatin’ny baolina kitra manomboka izao volana janoary izao hatramin’ny desambra. Ho taonan’ny baolina kitra, ho an’i Afrika, ity 2025 ity. Fifaninanana goavana miisa 6 no hitranga ato anatin’ny kaontinanta, ma­ndritra […]

Eco brèves

Filière langoustes – Fermeture de la pêche pour trois mois Le ministère de la Pêche et de l’Economie bleue (MPEB) a annoncé l’entrée en vigueur de l’interdiction de la pêche aux langoustes à partir du 1ᵉʳ janvier, conformément au décret n°2017-854 du 26 septembre 2017. Cette mesure, destinée à préserver […]