En vue des doubles confrontations face à l’Eswatini lors du second tour des éliminatoires du Championnat d’Afrique des Nations (Chan), le sélectionneur national malgache, Romuald Rakotondrabe (Roro), a dévoilé hier la liste des 25 joueurs retenus. Pour rappel, le match aller se tiendra le 21 décembre au Lucas Masterpieces Moripe […]
Other News
Sport de haut niveau: les héros malgaches honorés par Andry Rajoelina
Hier, 35 athlètes de renommée continentale et mondiale ont été accueillis en héros au palais d’Etat d’Iavoloha par le président de la République, Andry Rajoelina. Cet événement empreint de reconnaissance et de complicité a été accompagné d’un discours en l’honneur de ces ambassadeurs de Madagascar à l’international. Le président a […]
Mariboninahitry ny kanto : Nasongadina Randrianaivoravelona
Andrarezina ka mendrika. Nisy ny lanonanana manokana, nentina nanasongadinana sy nanomezam-boninahitra an-dRandrianaivoravelona, ny faran’ny herinandro teo, tany Antsirabe. Nampiakarina eo amin’ny laharan’ny “Commandeur” izy, ho an’ny mariboninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina. Tonga manokana tany an-toerana, nanolotra izany, ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, Rakotondrasoava Fetra. […]
Nisandoka ho zandary : Tratra ireo jiolahy nitifitra olona teo amin’ny lohany
Natolotra ny fampanoavana ka naiditra vonjimaika am-ponja, omaly, ireo jiolahy enina voarohirohy ho tompon’antoka tamina fanafihana narahina vonoan’olona tao Analalava. Ny alin’ny 31 jolay 2024, nisy jiolahy roa nanao fanamiana zandary nitondra basy vita tanana iray tonga tao amin’ny fokontany Andavaravina, kaominina sy ditrikan’Analalava. Rehefa tonga tao ireo olona ireo, […]
Badminton – «Mada jeune»: Nisongadina ny CBFJ sy ny MB2 All
Notanterahina teny amin’ny Kianja mitafo ANS Ampefiloha, ny sabotsy 14 sy ny alahady 15 desambra lasa teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja badminton, ho an’ny sokajy zandriny. Nisongadina tamin’ny fandrombahana ny amboara ny MB2 All sy ny CBFJ Ambohitrimanjaka, izay samy avy amin’ny ligin’Analamanga. Samy nahazo anaram-boninahitra roa avy […]






