Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, eny amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny lalao ampahefa-dalana miverina amin’ny PFL, hihaonan’ny Ajesaia sy ny AS Ste Anne. Mbola manala vela amin’ity fifanandrinana ity ny Ste Anne, izay resy tamin’ny isa 2 no ho 1, tany amin’ny fihaonana mandroso. Mbola mipetraka eo amin’ny laharana fahatelo, eto Madagasikara, […]

Basikety-Analamanga : Tompondakan’ny N1B ny ASA sy Fandrefiala

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny famaranana teo amin’ny sokajy N1B, ho an’ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga,  taranja basikety. Voahosotra ho tompondaka, tamin’izany, ny ASA, teo amin’ny sokajy vehivavy rehefa nandavo ny Lucadro, tamin’ny isa 62 no ho 52. Tetsy ankilany, ny ekipan’ny Fandrefiala kosa no nandrombaka ny fandresena,  teo amin’ny sokajy […]

Padel : Mpanao gazety 9 nahazo fiofanana

Tsy mijanona ho mpitatitra sy mpampita vaovao fotsiny ny mpanao gazety fa miditra an-tsehatra amin’ny taranja samihafa koa. Taorian’ny tsipy kanetibe, niditra tamin’ny Padel indray izy ireo, ka nandranto fahalalana mahakasika izany ary nanao fampiharana tamin’ny alalan’ny fifaninanana teo amin’ireo samy mpiofana. Mitohy hatrany ny hetsika fanomezana fahalalana ny mpanao […]

TARATRY ny KANTO

Ho tafaraka indray ry Tselonina sy Levelo. Tsy avelan’ny mozika hifanalavitra, indrindra koa fa mitady hatrany ny fiarahana ireo mpankafy. Manome fotoana azy ireo indray, etsy amin’ny Piment Café Behoririka ny tarika roa tonta. Hanampy azy ireo mandritra izany koa i Feno sy Mparany, mpitendry efa manaraka an’i Tselonina no […]

Rar Project: Pi-maso ho an’ny mpankafy « rock alternatif »

Mpanakanto maromaro atambatry ny fitiavana ny “rock alternatif” etsy andaniny. Mitovy tanjona koa, etsy an­kilany, izy ireo. Nivondrona anatin’ny Rar Project mba hizara sy hivoy izany, toy izay hitranga ny zoma 5 jona izao, eny amin’ny Madagascar Underground Antsahavola, manomboka amin’ny 6 ora hariva. Tsy fampisehoana tsotra fotsiny fa mandeha […]