Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ny tohin’ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, federaly I, « XXL Top 12 ». Anisan’ny fifanandrinana tena andrasan’ny maro ny fihaonana eo amin’ny FTM Manjakaray sy ny Uscar Kaominina. Tanterahina anio, any Afrika Atsimo, amin’ny 12 ora atoandro ora eto Madagasikara, ny […]

Tsipy kanetibe – «Mondial 2024»: Tsy nahatohitra an’i Italie i Madagasikara

Fandresena telo sy faharesena iray no azon’i Madaga­sikara teo amin’ny fifanintsanana ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2024 », taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana tanterahina any Dijon Frantsa. Omaly, resin’i Italie tamin’ny isa mazava 13 no ho 4, ny ekipam-pirenena malagasy. Ny Malagasy anefa no nitarika isa voalohany, 3 no […]

Baolina kitra : Mitongilahila ny fifaninanam-pirenena

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianja Iavoloha sy Mahajanga ny tohin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pu­replay Football League (PFL)”. Mitongilahila ny fifaninanam-pirenena amin’izao fotoana izao. Fantatra, omaly, mantsy fa tsy hiatrika ity fifaninanam-pirenena ity ny Zanakala FC raha tsy miverina toy ny teo aloha […]

Lomano-“Afrika Zone IV”: nahazo medaly volamena i Glorio Precious

Tsara fanombohana ny solontena malagasy miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, Zone IV, taranja lomano, atao any Namibie. Medaly volamena iray sy alimo iray no azon’ny Malagasy mpilomano hatreto. Niditra an-tsehatra ny alarobia lasa teo ny Ma­lagasy mpilomano ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i “Afrika Zone IV”, taranja lomano, tanterahina any […]

TARATRY ny KANTO

Tarika ‘Zay, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Anio, manomboka amin’ny 3 ora sy 28 minitra indray ity fotoana ity, taorian’ny fahombiazana farany tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Seho farany amin’ity taona ity, hatolotry ny tarika ‘Zay rahateo, izay tafiditra anatin’ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny Ekar St Francois Xavier Antanimena. «Anao ny […]