Fitiliana ireo talenta vao. Ary tena mahomby matoa tojo amin’ny andiany faha-5 sahady ny fifaninanan-kira «Graine de Star», karakarain’ny Taxi-Be Madagascar. Tontosa ny alin’ny alakamisy teo, tetsy amin’ny Le Taxi-Be Antanimena, ny famaranana ny fifaninanana « Graine de Star », andiany faha-5, tamin’ity. Nivoaka ho mpandresy tamin’ity efa-bavy niatrika ny famaranana ity, […]
Other News
Havàtsa-Upem Arivonimamo : Hivoaka ny boky « Fandrotrarana »
Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-25 taonan’ny fikambanana Havàtsa-Upem, sampana Arivonimamo, isika izao. Hotontosaina ny alarobia 18 desambra izao, amin’ny 10 ora maraina, ao amin’ny toerana famakiam-boky Clac, ao an-toerana, ny famoahana ilay boky nampitondraina ny lohateny « Fandrotrarana ». Mahatratra 16 ireo mpanoratra ao anatin’ity fikambanana ity, any Arivonimamo, no handrakitra […]
Tranombokim-pirenena : Manana tahala manokana i Inde
“India corner”, na tahala manokana ho an’ny firenena indianina. Sambany no misy ao amin’ny Tranombokim-pirenena izany. Mariky ny firoboroboan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta izy ity. Mihamafy ny fifandraisana ara-kolontsaina sy ara-diplomatika eo amin’i Madagasikara sy Inde. Notokanana omaly mantsy ny “India corner”, tahala iray manokana ho an’ity firenena […]
FANTINA sy FINTINA
“Zotram-pifidianana tsara omana, azo antoka, andraisan’ny rehetra anjara, antoky ny fitoniana sy ny filaminana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Dama Arséne, omaly, nandritra ny lahateniny ho an’ny olom-pirenena sy ny mpifidy. Notsindriny tao anatin’izany ihany koa ny fahavononan’ny Ceni amin’ny fanatanterahana ny andraikitra manandrify azy ao anatin’izao zotram-pifidianana izao. Miisa 68 […]
Ralison Roger: “Manome vahana ny kandidà hafa ny mpanohitra”
“Mampalahelo ny fanaovana politika eto Madagasikara. Satria tokony ho hery hitambatra sy hifanampy ary hifanohana hilaza hoe: rehefa tsy hifidy anay ianareo dia fidio ny namanay hafa mpanohitra”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha mpanorina ny antoko Parti Républicain de Madagascar (PRM), Ralison Roger. Manoloana ny fizotran’ny fampielezan-kevitra, indrindra eto Antananarivo […]






