Hiady ny tapakila ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny faritra faha-4 amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Fifaninanana hotanterahina atsy Maurice, ny 27 avrily – alahady 3 […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Ho vahin’ny tarika Zandry Gasy i Beauzaka, Ralanto, ny tarika Vetsonkira ary Inah. Mandritra ilay seho izay hatao rahampitso, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Mazava ny nisafidianana ireo vahiny, satria efa mpiara-mitsikombakomba tanaty mozika niaraka tamin’ny tarika ireo, nandritra izay 15 taona izay. Na izany aza, hibahana amin’ny seho ireo […]
Dihy : Hankalazaina ny Andro iraisam-pirenena
29 avrily, Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy, araka ny napetraky ny Unesco. Hanana anjara amin’ny fankalazana ity seha-kanto be mpankafy ity ihany koa ny eto Antananarivo. Hetsika maro no hanamarihana izany, raha ny nambaran’ireo solontenan’ny mpandihy, sy ireo avy amin’ny Ofisim-pirenena misahana ny zavakanto sy ny kolontsaina, na ny Ofnac. […]
Editions Ratsimaholy Le Lauréat : « Tafidina 70% ny varotra boky noho ny afitsoky ny piraty »
Tsy ho ela, feno 50 taona ny Editions Le Lauréat. Iray amin’ireo edisionina nahavita namakivaky ny olan’ny tontolon’ny rohim-boky. Milaza ny heviny momba izay i Naly Ratsimaholizanany. Dinika nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*): Iray amin’ireo edisionina afaka namakivaky taona maro ny « Editions Le Lauréat » naorin-dRatsimaholy Francinet tany amin’ny taona 1978. […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 4 000 Ar ny kilaon’ny ovy eny amin’ny tsenan’Andravoahangy. Nambaran’ireo mpivarotra mpanijara fa ny vidiny eny amin’ny mpivarotra ambongadiny, mpanangom-bokatra mihitsy no mahatonga an’izany. Sady fotoana mahavitsy ny vokatra avy any ifotony, toy ny any Ambohimiadana, Andramasina, Faratsiho, …, satria ambolem-bary ny velaran-tany fambolena izany. Efa tafakatra 6 500 […]






